Manjakely

Manjakely Manjakely dia manolotra anao ireo vokatra kolo-vatana sy tarehy NATIORALY rehetra tena azo antoka.

‼️😱 15 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😱‼️😎 7 andro dia mihena 😎COFFEE SOAP savony vita @ café, mampihena hainga...
08/02/2024

‼️😱 15 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😱‼️

😎 7 andro dia mihena 😎

COFFEE SOAP savony vita @ café, mampihena haingana be (kibo, fehy, sandry, saoka, hatoka, sns), manatsara bika, manala toxine, misoroka ny tsatsakaotra ary manatsara ny fiko***an'ny rà.

Natao ho an'ny olona :
✅ Tia hanatsara bika nefa tsy tia manao régime na sport
✅ Mila manena vatana noho ny antony ara-pahasalamana

⁉️ Fomba fampiasa tsotra : ⁉️
Ampiasaina atao savony fandroana isan'andro. Somary o***a kely 3 minitra ny faritra tiana hiasany, avela handraotra tsara vao kobanina.

💥 Efficacité garantie 7 jours. Vokatra natioraly 100%.

💗 038 56 646 41 na MP avy hatrany raha hanaterana fa vitsivitsy izy ato an ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

́gétarien

‼️🍀 15 000ar ny iray  - Livraison gratuite Tana 🍀‼️⚠️ S.O.S TAREHY SIMBA ⚠️Tonga amizay ireto vahaolana haingam-piasa in...
11/01/2024

‼️🍀 15 000ar ny iray - Livraison gratuite Tana 🍀‼️

⚠️ S.O.S TAREHY SIMBA ⚠️

Tonga amizay ireto vahaolana haingam-piasa indrindra tarehy.

✅ DOCTOR SOAP savony vita @ Huile d'amande douce sy Vitamine C. Manadio hifotony sy mitsabo ny hoditra.
Natao ho an'ny tarehy :
- Simban'ny produit sy tsy mahazaka hainandro
- Mangana, be panda, be mony mivongavonga be

✅ WHITENING SOAP savony vita @ Curcuma sy Aloe Véra. Manafotsy sy manamandina ny hoditra.
Natao ho an'ny olona :
- Tia hanafotsy hoditra
- Tia hanana hoditra malala sy mandina foana.

✅ COLLAGEN savony vita @ Bave d'escargot. Mahatanora sy mamelona ny hoditra.
Natao ho an'ny tarehy :
- Be ride sy cerne (mampikantona masokoditra)
- Reraka, maina lava sy matroka

⁉️ Fomba fampiasa tsotra : ⁉️
Sasana aminy maraina sy hariva ny tarehy na faritra tiana hiasany, alona kely 5 minitra vao kobanina.

💥 Efficacité garantie 3 jours avokoa izy ireo. Vokatra natioraly hatrany. Vita Maroc.

💗 038 56 646 41 na MP avy hatrany raha hanaterana fa vitsivitsy izy ato an ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

MANJAKELY dia mirary fety sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra.
24/12/2023

MANJAKELY dia mirary fety sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra.

‼️😉 17 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😉‼️💋 PEPETA MANITRA SY SALAMA TSARA 💋SAVON NEW LADY antimycosique (extern...
16/10/2023

‼️😉 17 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😉‼️

💋 PEPETA MANITRA SY SALAMA TSARA 💋

SAVON NEW LADY antimycosique (externe) miaro ny flore vaginale. Mitsabo ivelany ny mycose vaginale. Maneritery ny fivaviana. Mamerina ny hamandoana natioraly.

Natao ho an'ny vehivavy :

✔️ Misy Perte fotsy na mavo
✔️ Misy Fofona ratsy
✔️ Misy Tasy fotsy miofaka ny elakelam-pehy
✔️ Mangidihidy lava
✔️ Misy Tasy mainty ny elakelam-pehy

⁉️ Fomba fampiasa azy tsotra : ⁉️

Ampiasaina in-1 isanandro hisasana @ rano mafana tsara zay zaka na rano madio avy nampangotrahana. Kobanina tsara vao fafana.

💯 Efficacité garantie 3 jours. Vokatra natioraly tsy misy hatahorana.

💗 038 56 646 41 na Mp malaky ary ô ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

‼️🍀 15 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 🍀‼️💥 BYE BYE VARICES 💥 VARICOSE VEINS CREAM (50g) -Crème manala varice, m...
12/09/2023

‼️🍀 15 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 🍀‼️

💥 BYE BYE VARICES 💥

VARICOSE VEINS CREAM (50g) -
Crème manala varice, manala ny fanaintainana sy hidihidy azo avy aminy no sady manatsara ny fiko***an'ny rà na efa ela aza ary tsy miverina intsony.

Natao ho an'ny olona :

✔️ Be varice (na mangana na efa mivonto)
✔️ Ratsy fiko***an'ny rà (mijoro na mipetraka lava)
✔️ Manao jambes lourdes matetika

⁉️ Fomba fampiasa azy tsotra : ⁉️

Hosorana maraina sy hariva amin'ny faritra rehetra misy varice na ranjo mavesatra.

💯 Efficacité garantie 7 jours. Vokatra natioraly.

💗 038 56 646 41 na mp malaky ary ô ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

16/08/2023

🙏 2.000 Followers 🙏
MANJAKELY
dia mankasitraka feno anareo
ary mbola manome toky ny hanolotra ny tsara indrindra hatrany !

MANJAKELY dia mirary hasaramanitra sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra.
26/06/2023

MANJAKELY dia mirary hasaramanitra sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra.

🍫‼️15 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana‼️🍫 Mangatsiaka ny andro ô ! Crème Super-hydratante 24h haingam-piasa be 25...
13/06/2023

🍫‼️15 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana‼️🍫

Mangatsiaka ny andro ô !
Crème Super-hydratante 24h haingam-piasa be 250ml. Vokatra natioraly, mora hosorana sy mandaitra eo no eo.

COCOA BUTTER vita amin'ny beurre de cacao sy huile d'amande douce :

☑️ Manamandina avy hatrany ny hoditra.
☑️ Mampihena ny vakivaky sy kentrona .
☑️ Mahatanora sy mampihiratra ary mampadinika maso-koditra.

💯 Mety tsara amin'ny hoditra tsy mahazaka hatsiaka. Azo hosorana ihany koa.
💯 Fofona chocolat malefaka tsara. Tsy mora lany. Mety ho an'ny zaza.

⁉️ Fomba fampiasa azy : ⁉️

-Ahosotra araka izay hitiavana azy madio.
* Ampiasaina isan'andro.

💗 038 56 646 41 na mp malaky ary ô ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha).📦

‼️😘 17 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😘‼️Veloma ny éczema, psoriasis, hodi-potsy, angadrano, farasisa vokatry n...
20/05/2023

‼️😘 17 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😘‼️

Veloma ny éczema, psoriasis, hodi-potsy, angadrano, farasisa vokatry ny aretin'aty ary mycose isan-karazany.

💥 ECZEMA & PSORIASIS SOAP (100g), vokatra natioraly, savony anti-fongique haingam-piasa be 3 andro mampiasa dia efa mitsahatra ny hidihidy sy miha madio 💥

Natao hanala :
✅ Éczema, psoriasis, hodi-potsy, farasisa, allergie sy mycose isan-karazany.
✅ ny mangidihidy rehetra .

💯 Mampitony tsara ny mycose vaginale (hidihidy sy fofona ratsy amin'ny fivaviana) ary tsy mifidy hoditra.

⁉️ Fomba fampiasa tsotra : ⁉️

Sasana in-droa isan'andro Éczema & Psoriasis Soap ny faritra mangidihidy ary kosehana moramora mandritra ny roa minitra eoeo. Kobanina rano madio tsara avy eo.

💗 038 56 646 41 na Mp malaky ary ô ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

Manjakely dia mirary fety sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra.
09/04/2023

Manjakely dia mirary fety sambatra ho anareo mpanjifa hajaina rehetra.

‼️😘 17 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😘‼️Veloma ny lagaly , hodi-potsy , farasisa , éczema , psoriasis , panda ...
18/03/2023

‼️😘 17 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana 😘‼️

Veloma ny lagaly , hodi-potsy , farasisa , éczema , psoriasis , panda , mony , mycose , champignon ary angandrano -doha.

💥 SCABIES SOAP, vokatra natioraly, savony anti-bactérien haingam-piasa be 3 andro mampiasa dia efa miha maina sy miha madio 💥

Natao hanala :
✅ ny lagaly , hodi-potsy , farasisa , éczema , psoriasis , panda , mony , mycose , champignon ary angandrano -doha.
✅ ny mangidihidy .
✅ ny tasy navelan'ny aretin'aty sy kitrotro.
✅ ny ferifery .

💯 Mety tsara ho an'ny ankizy ary tsy mifidy hoditra.

⁉️ Fomba fampiasa tsotra : ⁉️
Sasana in-droa isan'andro Scabies Soap ny faritra mangidihidy na maratra ary kosehana moramora mandritra ny roa minitra eoeo. Kobanina rano tsara avy eo.

💗 038 56 646 41 na Mp malaky ary ô ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

🥰‼️ 13 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana‼️🥰Bye bye Volo mihintsana sy tapatapaka. ▶️ Ity ilay menaka fitsabona ny ...
09/03/2023

🥰‼️ 13 000ar fotsiny - Livraison gratuite Tana‼️🥰

Bye bye Volo mihintsana sy tapatapaka.

▶️ Ity ilay menaka fitsabona ny volo haingam-piasa be sy be mpitady indrindra. Mety@karazam-bolo rehetra : malama, bouclé na frisé.

TRICHUP OIL 100% natioraly (100ml) vita @ huile de sésame sy huile de coco pure.
Natao ho an'ireo manana :
✅ Volo simban'ny produits sy ny fer à lisser.
✅ Volo tsy mety lava sy miongotra be
✅ Volo tapatapaka sy vakivaky
✅ Volo sarotra bangoina sy maina be

⁉️ Fomba fampiasa tsotra: ⁉️
Hosorana sy odi-doha isan'andro isaky ny alohan'ny hatory.

💗 038 56 646 41 na Mp malaky ary ô ! 💗

📦 Mandefa faritra ihany koa (paiement mvola iray andro mialoha) 📦

Address

Antananarivo

Telephone

+261385664641

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manjakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share