DagoKristart

DagoKristart Mankasitraka anao ary ho feno fahasoavana hatrany
“Itafio i Jesoa”, Romana 13:14

Jesoa, tia ❤️ary miandry anao🙏🏽

Tongasoa eto amin’ny pejy DAGOKRISTART, misehatra amin’ny fivarotana karazan-javatra Kristianina,

Ny antom-pisinay dia ny:
🖼🏠hanan’ny Kristianina zavatra - na dia kely sy bitika aza - mampatsiahy sy manamarika ny finoany ao an-tranony na amin’ny toerana alehany,
🎁Hahafahanao manolotra ho fanomezana zavatra mampatsiahy ny fanarahana dia an’i Kristy
😁😇😍Fa indrindra

, manambara an’i Jesoa sy ny Vaovao Mahafaly📣🗣

Alohan’ny hanjifanao dia misaotra sahady 🙏🏽mamaky ny fepetra mifehy izany

Mankasitraka anao ary ho feno fahasoavana hatrany
“Itafio i Jesoa”, Romana 13:14
_____________________________________________

Jésus t’aime❤️ et t’attend 🙏🏽

Bienvenue sur la page DAGOKRISTART, boutique en ligne de vente de divers articles chrétiens,

Nous sommes là pour que:
🖼🏠tu aies quelque chose, même petite, qui te rappelle et témoigne de ta foi, chez toi et là où tu vas
🎁tu puisses offrir en cadeau quelque chose qui rappelle le Christ, notre chemin
😁😇😍et surtout proclamer Jésus et sa Bonne Nouvelle 📣🗣

Avant vos achats, merci🙏🏽de lire nos conditions générales de vente,

Toutes nos gratitudes et soyez bénis en abondance
“Itafio i Jesoa”, Romana 13:14

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DagoKristart posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share