25/11/2022
📌 Tena ilaina ny akoran'atody satria CALCIUM anie ireny e. ❣️
Manomboka izao, dia aza ariana intsony ny akoran'atody fa tena mahasoa izy ireny hoan 'ny olona mora midecalcifié, ny olona marary nify lava, ny olona reradava satria misy calcium 90% ao anaty akoran' atody 1 !!
Misy fer, zinc, manganese, Fluor, phosphore, chrome, molybdène !
Tsara kokoa raha atody bio no ampiasaina, atody gasy atao madio tsara, esorina ilay fotsifotsy manify kely ao anatiny dia somary hamainina avy eo totoina arak'izay fomba hitotonao azy, mixeur, totoina anaty lamba, totoina anaty sachet totoina amin'ny fanoto sy laona etc..
Tehirizo ataovy anaty bocale, boîte ny vovony azo dia afafy amin'ny sakafo hoanina isanandro!!
Mety daholo rehefa sakafo, yaourt, salade, ronono, vary etc...
1,5 ka hatramin'ny 3gramme isanandro
Fomba anankiray hafa koa : sasana madio tsara ihany ilay akoran'atody dia alona ao anaty rano : - akoran'atody 5
- rano 3 litatra
Avela hilona 7 andro anaty frigidaire vao misotro 2 na 3 vera isanandro amin'ilay rano
Afaka asina jus de citron kely ihany koa
Zarao hoan'ny namanao ny torohevitra
Mirary soa tompoko
📌 Nindramiko dia nozaraiko satria mahasoa 🙌