27/03/2024
Ho antsika tia mampihaingo ny ao an-trano, coussins tsara kely mety atao amin' ny seza sy canapé. 7000 ar dia efa mahazo 1. Mafatifaty kely, afaka tonga dia miditra mp ho an'izay hicommande na antsoy mivantana ny 038 87 874 90. Mandefa any amin'ny faritra iany koa. Miandry anao izahay ô!