CH perfect

CH perfect "KIRARO VITA MALAGASY FA TSY VITA GASY"

14/07/2026
✨ Ataovy miavaka ny dianao miaraka amin'ny CH Perfect!Aza miandry amin'ny ny fotoana ilanao kiraro vao manao commande.Ma...
14/07/2026

✨ Ataovy miavaka ny dianao miaraka amin'ny CH Perfect!

Aza miandry amin'ny ny fotoana ilanao kiraro vao manao commande.

Manaova commande dieny izao ary ankafizo ny kiraro:👞 Mety tsara amin'ny tongotrao🧵 Vita amim-pitandremana🇲🇬 Vita eto Madagasikara

📩 Tsindrio ny "Envoyer un message" ary andao hanomboka ny commande-nao.

CH Perfect – Vita Malagasy, natao haharitra.
Contact 0346629349/0337610871

👞 Ny hatsaran'ny kiraro dia manomboka amin'ny kalitaon'ny fanamboarana azy.Ao amin'ny CH Perfect, ny antsipiriany rehetr...
12/07/2026

👞 Ny hatsaran'ny kiraro dia manomboka amin'ny kalitaon'ny fanamboarana azy.

Ao amin'ny CH Perfect, ny antsipiriany rehetra dia atao amim-pitandremana mba hahazoanao kiraro tsara endrika, mateza ary mampahazo aina.

Mifidiana ny modely tianao, ary avelao izahay hanamboatra azy ho anao.
Misafidiana loko, aavony tianao 😁

📩 Manorata hafatra dieny izao.

CH Perfect – Vita Malagasy, mendrika ny fitokisanao. 🇲🇬
Contact 0346629349/0337610871

Tongasoa eto amin'ny CH Perfect! 🇲🇬Ny CH Perfect dia pejy natokana ho an'ny fanamboarana kiraro vita Malagasy. Mino izah...
09/07/2026

Tongasoa eto amin'ny CH Perfect! 🇲🇬
Ny CH Perfect dia pejy natokana ho an'ny fanamboarana kiraro vita Malagasy. Mino izahay fa ny kiraro tsara dia tokony ho tsara endrika, mateza ary mampahazo aina.
Misaotra anao manohana ny asa sy ny vokatra vita eto Madagasikara.
📩 Mifandraisa aminay raha te hanafatra.
0346629349/0337610871
Tsy andiso fanantenana anao izahay
CH Perfect – Vita Malagasy, kalitao miavaka.

🇲🇬 CH Perfect – Kiraro Vita Malagasy, Kalitao azo itokisana! 👞✨Mitady kiraro tsara kalitao, mateza ary vita eto Madagasi...
08/07/2026

🇲🇬 CH Perfect – Kiraro Vita Malagasy, Kalitao azo itokisana! 👞✨

Mitady kiraro tsara kalitao, mateza ary vita eto Madagasikara? Tonga soa eto amin'ny CH Perfect!

Manamboatra kiraro:👞 Ho an'ny lehilahy sy vehivavy🥿 Mety amin'ny andavanandro na lanonana📏 Afaka atao araka ny habe sy ny safidinao🎨 Safidy maro amin'ny loko sy ny endrika💯 Kalitao, faharetana ary vidiny mirary

Ny tanjonay dia ny hanome kiraro mampahazo aina, manara-penitra ary mampisongadina ny maha-vita Malagasy.

📩 Manorata hafatra aminay raha te hanafatra na mila fanazavana fanampiny.

CH Perfect – Vita Malagasy, Vita amin'ny Fo. ❤️🇲🇬

Coucou les manja 😍
07/07/2026

Coucou les manja 😍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CH perfect posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share