Mode by KSN

Mode by KSN Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mode by KSN, Shopping & retail, Antananarivo.

07/01/2026

Zavatra kely fa tena ilaina 🍚✨
Raha tianao ho tsy miraikitra ny vary,
asio menaka kely ao anaty rano andrahoina azy.
Tsotra, mora ary mahomby 💛

Un petit geste qui change tout 🍚✨
Pour un riz bien léger et non collant,
ajoute simplement quelques gouttes d’huile pendant la cuisson.
Simple, économique et efficace 💛

06/01/2026

Tsiambaratelo amin’ny lakozia 🥖
M**o efa maina ? Aza ariana!
Hosory rano kely, dia atao 5 minitra ao anaty lafaoro 🔥
Hivoaka mamy sy malefaka indray 😋


Astuce cuisine du jour 🥖
Pain rassis ? Pas besoin de jeter !
Passe-le rapidement sous l’eau, puis mets-le 5 minutes au four 🔥
Résultat : croustillant dehors, moelleux dedans 😋

05/01/2026

Misy fofona ve ny kiraronao? 👟
Vahaolana tsotra, aingana sady natoraly.
Karibonetra + lamba Kely na mouchoir.

👟 Astuce du jour
Des chaussures qui sentent mauvais ?
👉 Une solution simple, rapide et naturelle 👀

01/01/2026
29/12/2025

✨ Astuces du jour

Misy faritra maloto na dian-tanana ve ny rindrina ao an-trano? ito ny astuce fanalana azy ireny.
- chiffon mandomando + vinaigre blanc (araho ny fomba fanaovana azy ao @ vidéo)
- ho hitanao fa hadio ilay rindrina ao anatin'ny segondra vitsy.

Izay indray Ary ny androany fa aza adino ny manao partage raha mba mahasoa anareo ilay astuce. Merci

Traces sur les murs ?
Chiffon doux légèrement humide + vinaigre blanc
Propre en quelques secondes

27/12/2025

Fanadiovana fer à repasser indray oh.
Zavatra ilaina:
- paracétamol
- chiffon
👉 Somary afanaina Kely aloha ilay fer dia tsohahina @ prise avy eo.
👉 Kikiso eo @ ilay fer ilay paracétamol dia Tonga dia fafana @ chiffon dia ho hitanao fa iala ilay loto maintimainty avy eo dia hiverina hangirana sy hadio ilay fer.

Izay indray aloha ny astuce tsika androany dia aza adino ny manao partage.

Fer à repasser sale?
Étapes simples :
Allume le fer et laisse-le chauffer un peu
👉 tiède à chaud, pas vapeur
Prends le comprimé de paracétamol
Frotte directement le comprimé sur la semelle
Les saletés noires vont fondre légèrement
Essuie immédiatement avec un chiffon
Résultat 👉 semelle propre et brillante


22/12/2025

Nareo koa ve leo be an'ilay sachet miparitaka be? Ireto misy fikafika ampirimana azy ireny.
Avalona tsara dia avy eo atao ao anaty boaty na bocal na tavoahangy notapahina.

☑️ Aza adino ny manao partage raha sitrakareo 🙏 Merci.

Marre des sacs plastiques partout ? 😅
Pliez-les et rangez-les dans une boîte ou une bouteille.
Simple, propre et pratique 💛

21/12/2025

Raha tinao ho manimanitra ny ao an-trano dia andramo indray ity astuce tsika androany ity. Hoditra citron + clous de girofle + rano mafana.
👉 Efa ao anaty vidéo ny fanaovana azy..
Mirary soa oh.
Aza adino ny manao partage raha sitrakareo. Merci

✨ Astuce simple du dimanche
Citron 🍋 + clous de girofle 🌿
Pour une maison fraîche et naturelle, sans produits chimiques.
👉 Tu as déjà essayé ?

Partager si vous aimez notre astuce. Merci

20/12/2025

Sabotsy ny andro, fotoana hahafahana mikarakara tsara ny ao an-trano ao.
Noho izany ito misy astuce atolotra anareo, fanadiovana planche fitetehana.
Mila citron tsika 🍋 dia Karibonetra 🧂
Ao @ vidéo ny fanaovana azy.
Mazotoa daholo mikarakara ☺️

Astuce du samedi 🧼✨
Pour une planche à découper propre et sans odeur :
🍋 Citron + 🧂 bicarbonate
Simple, naturel et efficace ✔️
Bon week-end à tous 🌿

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mohamed Ali Rousia, Abdessadik Adnane Raouhani, Salvador Muriel
20/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mohamed Ali Rousia, Abdessadik Adnane Raouhani, Salvador Muriel

19/12/2025

Zoma mahafinaritra
Fanalana fofona @ kiraro.
Karibonetra Kely, ajanona ao mandritry ny Alina.. dia vitaaa 🌿
☑️ Likez et partager

Astuce du jour 👟✨
Des chaussures qui sentent mauvais ?
Un peu de bicarbonate, une nuit… et c’est fini 🌿

Address

Antananarivo
105

Telephone

+261332681235

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode by KSN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share