EDENA 𝐕𝐄𝐍𝐓𝐄 πƒβ€™π€π‘π“πˆπ‚π‹π„π’ 𝐃𝐄 πŒπŽπƒπ„ 𝐄𝐓 𝐃𝐄 π’π„π‚πŽππƒπ„ πŒπ€πˆπβœ¨

Coucou daolyyyyπŸ‘‹Hanao liquidation be amizay ary tsika eh❀️😘1000ar β€”β€”> 3000ar ny prix-ntsika❀️🫨😍PΓ©pite be daolyyyy😍❀️Alef...
11/05/2025

Coucou daolyyyyπŸ‘‹

Hanao liquidation be amizay ary tsika eh❀️😘
1000ar β€”β€”> 3000ar ny prix-ntsika❀️🫨😍
Pépite be daolyyyy😍❀️

Alefaso ny Jp eo , dia mandefa CONFIRMATION ao ❀️😍

Nb: FRIPE daholo ah (Tsy VIDE)❀️πŸ₯ΉπŸ–€
(Efa apetrako eo ny dΓ©tails rehetra)

Nahasoa ahy dia mba zaraiko 😍❀️Ravin-goavy (Feuille de goyave)πŸ–€mampijanona FIHINTSANAM-BOLOγ€°οΈβž°βžΏT@ volana fΓ©vrier teo iny...
08/03/2023

Nahasoa ahy dia mba zaraiko 😍❀️

Ravin-goavy (Feuille de goyave)πŸ–€mampijanona FIHINTSANAM-BOLOγ€°οΈβž°βžΏ

T@ volana fΓ©vrier teo iny , tena nihintsana be voloko πŸ˜₯πŸ’”tena nieveriko f aretina mihintsy AzaπŸ˜₯, vao hogoina (na section kely ary d Efa nihintsana be)πŸ˜₯
Niezaka nanapaka ihany f eh ehh ts nety nijanona ty izyπŸ˜₯
Farany , nanao recherche t@Internet zavatra naturel mba mampijanona an’ilay fihintsanan’ny voloko❀️❀️😍
Tena Ts nahasaiky nanisy produit t@voloko mints za …n’a menaka n’a innaπŸ˜₯satria noheveriko oe sao mba produit ampiasaiko no nahatonga anzany(Produit industrielle mou ilay izy f ts ho tononiko n’y anarany)

D ity astuce ty mba itako no Sady nolazain’olona ahy❀️

⛔️Zavatra ilaina :
_Ravina goavy na feuille de goyave (maina na lena)
_Rano (Izay hitanw fa tokony mety )

⛔️Fomba fanaovana azy
Atambatra ilay ravina sy ilay rano dia ampangotrahina miaraka , mandrapahazahoana rano mi loko maintso βœ…

⛔️Fomba fampiasa azy
Avela hangatsiaka (izay zaka) ilay rano azoπŸ₯°ary atao rano ikobanana volo farany
Na ihany koa atao anaty vaporisateur (io io) dia protsihina isaky ny hibango voloπŸ₯°

Une semaine nampiasa azy (2fois par semaine ) d Efa nijanona le volo nihintsana😍❀️

Mankasitraka ary ialana tsiny f somary lavalava 😍❀️

Address

Andohanimandroseza
Antananarivo
101

Telephone

+261388962699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EDENA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to EDENA:

Share