ReparAmorti Madagascar

ReparAmorti Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ReparAmorti Madagascar, Shopping & retail, ILAFY, Antananarivo.

25/01/2026

ReparAmorti Mada dia
mifantoka bebe kokoa amin’ny fanamboarana ary fanavaozana amortisseur ho an’ny fiara rehetra (fiara madinika, 4x4, kamiao, fiara mpitatitra).

Ny tanjona dia ny hahazoana amortisseur azo antoka, mahomby ary mifanaraka @ lalana misy eto Madagascar.

Inona marina no atao hoe Réparation amortisseur ?
Réparation amortisseur dia tsy fanamboarana tsotra fotsiny, fa asa matihanina izay ahitana :
📌Fanokafana sy fanadiovana tanteraka ny amortisseur.
📌Fanoloana joint, huile, pièce usée.
📌Fanitsiana ny pression sy ny résistance.
📌Fitsapana (test) alohan’ny famerenana azy ampiasaina.

👉 Tsy vitan’izay fa fanarenana ny fahombiazan’ny amortisseur ho toy ny vaovao (na manakaiky izany).

Tombontsoa lehibe :
1. Fitsitsiana fotoana mitady amortisseur saro-tadiavina.

2. Fanatsarana ny fiarovana
-Mihena ny fihovitrovitra
-Mihatsara ny fifehezana fiara (tenue de route)
-Mihena ny loza mety hitranga rehefa mandeha mafy na lalana ratsy

3. Faharetan’ny fiara
-Miaro ny : pneus
rotule
bras de suspension
châssis

4.Azo amboarina araka ny filàna
Amortisseur ho an’ny :
lalana ratsy
entana mavesatra
fiara 4x4
taxi-brousse

👉
Completer-nay ny kit de protection ny amortisseur 👍
Démontage sy remontage milamina be ,
tsy atahorana ho simban'ny clé à griffe ny tige na oe mal montage 🙃.

Manasa anao izahay hitsidika ny page Mada.
Aza misalasala miantso
📞 033 18 024 85
Atelier : Ambohijanaka ILAFY, (Google maps click : ReparAmorti Mada).

ReparAmorti Mada dia mifantoka bebe kokoa amin’ny  fanamboarana ary fanavaozana amortisseur ho an’ny fiara rehetra (fiar...
13/01/2026

12/08/2025

🔒 TSY MISOKATRA IZAHAY NY VENDREDI 15 AOÛT 🔒❌
MIVERINA MISOKATRA KOSA NY SAMEDI 🔓

31/07/2025

📌 AMORTISSEUR EFA TENA TSY NANAO NY ASANY INTSONY ITY NAVERINAY NATSANGANA ITY.
Izany hoe toy ireny pompe à vélo reny mihintsy.

📌Simba ihany koa ny tigeny dia nosoloina an'io 1 eo akaikiny io.

📌Natao namerina izy izao eto.

❌Tsy voatery ho averina toy izao daholo anefa ny amortisseur rehetra fa miankina @ kalitaon'ilay amortisseur.

Raha misy manana tranga toy izao dia aza misalasala manantona anay ety ambohijanaka ILAFY,na miditra hafatra miafina fa vonona hanome fahafa-po anao izaReparAmorti Madaadaadaada
Tena mbola tsy nisy ohatr'ity oa 😱
GARANTIE 12Mois ✅

Contact : 033 18 024 85
Google maps : ReparAmorti Mada (Résidence serenity II)

22/07/2025

❌ AMORTISSEUR À GAZ ❌
Efa vitanay eto ReparAmorti Mada ny mamerina amortisseur à gaz ihany aorian'ny fanamboarana sy fandravana azy tanteraka !

Tena mbola tsy nisy ohatr'ity hoa !
Garantie 12Mois ✅

Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina (mp)

Contact : 033 18 024 85
Toerana Ambohijanaka ILAFY
Google maps ReparAmorti Mada (Résidence serenity II)

06/07/2025

❓Fanontaniana matetika miverimberina eto foana hoe:
Raha amortisseur à gaz ve azo amboarina ,Dia vitanareo ve ny mamerina azy ho à gaz ihany ?
💥Eny ,efa afaka haverina ho à gaz avokoa ireo amortisseur à gaz !
Ilay mamerina ozy isika izay!

💥Raha ny nahazatra antsika foana atramizay hoe ,ny amortisseur à gaz havadika à l'huile !
Dia Amin'izao efa afaka hajanona à gaz ihany (ilay mamerina 🤗)!

💥Tsy very anjara koa anefa ianareo te hamadika amortisseur à l'huile ho lasa à gaz ,fa azo atao ihany koa !

❌ GARANTIE 12MOIS ❌

Toerana : Ambohijanaka ILAFY
Google maps : ReparAmorti Mada (Résidence serenity II)
📞033.18.024.85

Salama daholo 👋 Elaela tsika tsy nihaona Tena ilaina be @ izao fahavaratra izao 🌧️ ny mi-completés ireo kit de protectio...
17/02/2025

Salama daholo 👋

Elaela tsika tsy nihaona

Tena ilaina be @ izao fahavaratra izao 🌧️
ny mi-completés ireo kit de protection an'Amortisseur .
Dia sady manararaotra mijery ny etat amortisseur .
Mitsikilo ny tige sao dia efa misy kikika ,na manolo sy manamboatra amortisseur koa rehefa hita oe vizana 🥴

Araraoty hatrany ny 💯 GARANTIE 1AN 💯 omenay anareo Izay hanamboatra amortisseur.

Mialohan' izay Dia tsidio ny page raha mbola tsy fantatrao ny mety fisehon'ny fahasimbany sy ny vokatra aterany izany @ fiaratsika.

Midira en mp na miantso mivantana raha mila fanazavana fanampiny.
📞033 18 024 85
Atelier : Ambohijanaka ILAFY
Google maps : ReparAmorti Mada (Résidence serenity II )

Hi ,Boss😉SAO DIA EFA TOKONY HO VÉRIFIÉ-NA AMIN'IZAY NY AMORTISSEUR ?Atao Gratuit daholo ny diagnostic ho anareo mba te h...
04/02/2025

Hi ,Boss😉
SAO DIA EFA TOKONY HO VÉRIFIÉ-NA AMIN'IZAY NY AMORTISSEUR ?
Atao Gratuit daholo ny diagnostic ho anareo mba te hijery ny état ny Amortisseur 😱.

Aza adino fa 💫 ny fanatsarana.
Fanoloana ny clapet potika 🔧
Fampidirana ny menaka vaovao 💧
Fanovana réglage ⚙️

Tombony ho anao amin'izany.
💡Fanamorana ny fanehezana ny fiara.
💡Fahatsapana ny Confort
💡tsy mora lany ny pneus 🛞 (fikasokan'ny aile sy pneu)
💡tsy misy menaka hivoaka ny amortisseur
💡 Mihena ny fitotonana re @ fiara (midoboka ,mipoaka 💣 rehefa manitsaka lavaka🕳️ )
Completer-nay ny kit de protection ny amortisseur 👍
Démontage sy remontage milamina be ,
tsy atahorana ho simban'ny clé à griffe ny tige na oe mal montage 🙃.

Manasa anao izahay hitsidika ny page Mada fa misy fampianarana maro bé nozaraina ao.
Aza misalasala miantso
📞 033 18 024 85
Atelier : Ambohijanaka ILAFY, (Google maps click : Résidence serenity 2)

23/11/2024

Raha misy olana ao anatin'ilay 12Mois omenay ilay amortisseur namboarina dia haverinay hamboarina tsy misy sarany : 0ar

❌ Serrage ao atao @ fotoana hiverenana raha tsy amortisseur na eo @ tampon no olana dia hors garantie ❌

❌Ny entana efa lafo, tsy azo haverina na soloina intsony ❌ Amortisseur, tampon, ressort boudin sns

⚙️Santionany t@ ireo asa efa noraisinay🛠️
23/11/2024

⚙️Santionany t@ ireo asa efa noraisinay🛠️

07/11/2024

Ndao resahina kely ilay amortisseur double effet sy simple effet 🤗

03/11/2024

Eny, OVAINA TSIROAROA NY AMORTISSEUR.
TSY MAINTSY HO LASA TSY VOALANJALANJA NY FIARA RAHA OVAINA NY AMORTISSEUR TOKANA.

Address

ILAFY
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ReparAmorti Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share