2Y Shop Mada

2Y Shop Mada Haute qualitée mais à bas prix

Tel: 0385958397
(1)

📢📢  ARRIVAGE indray ary ô!🫴🏼 Ho anareo tsy nahazo intsony t@ farany. Araraoty fa tonga indray izy ity a  ➡️ APPAREIL AUD...
01/05/2026

📢📢 ARRIVAGE indray ary ô!
🫴🏼 Ho anareo tsy nahazo intsony t@ farany. Araraoty fa tonga indray izy ity a

➡️ APPAREIL AUDITIF rechargeable et par pile
💥 Tsy maheno tsara ve ianao?
💥lalodalovana
💥mila miteny mafy vao maheno?
Natao ho anao ity, na zaza na olondehibe , mety foana tsy mifidy sofina.

Alefaso ny commande-nao, mandefa any @ faritra rehetra.
038 59 583 97.

📢📢  ETSY ANIE E!!! Aleo malina foana , aleo misoroka toy izay mitsabo   👉 Arovy ny fonao, fantaro ny tension-nao !Tensio...
27/04/2026

📢📢 ETSY ANIE E!!! Aleo malina foana , aleo misoroka toy izay mitsabo

👉 Arovy ny fonao, fantaro ny tension-nao !
Tensiomètre précis sy mora ampiasaina.
🫴🏼 Tsy hanenenanao satria sady mora vidy , mora ampiasaina , marina tsara.

Afaka manao livraison 🚲🚌

Ireto ny fomba fisorohana ny diabeta 1. Fihinanana sakafo voalanjalanja– Ahena ny siramamy sy zava-mamy (soda, biscuit, ...
25/04/2026

Ireto ny fomba fisorohana ny diabeta

1. Fihinanana sakafo voalanjalanja
– Ahena ny siramamy sy zava-mamy (soda, biscuit, bonbon)
– Aza be loatra ny m**o sy vary fotsy
– Mihinàna legioma, voankazo, tsaramaso, vary mena
– Safidio ny sakafo misy fibres (manampy hifehy siramamy)
2. Manao fanatanjahan-tena
– Mandeha tongotra 30 minitra isan’andro na farafahakeliny 3–5 andro/ herinandro
– Afaka manao sport tsotra: jogging, vélo, na asa an-trano
3. Mitazona lanja mety
– Ny lanja tafahoatra dia mampitombo risika diabeta
4. Misotro rano betsaka
– Aza miankina amin’ny zava-pisotro mamy
5. Miala amin’ny fahazarana ratsy
– Fadio ny alikaola be sy ny sigara
6. Manao fitiliana matetika
– Jereo ny taux de sucre (glycémie) indrindra raha:
misy diabeta ao amin’ny fianakaviana
na efa mihoatra ny 40 taona
7. Mampihena stress sy matory tsara
– Ny stress sy tsy fahampian-torimaso dia mety hampiakatra siramamy

❌❌❌❌20 000 ar fotsin ❌❌💥Prix mlam be💥        PROMOTION BE a . Tena oe Bombe be ny son  a.   ✓ Mini Speaker S29 X-BASS . ...
22/04/2026

❌❌❌❌20 000 ar fotsin ❌❌
💥Prix mlam be💥


PROMOTION BE a . Tena oe Bombe be ny son a.

✓ Mini Speaker S29 X-BASS . Kely mahafatifaty
- Option : bluetooth, FM radio , entrée carte SD et USB
-Son: tena tsy mampino , Kely fa dadany . Tsy mikarantsa na mikasokasoka fa tena haute qualité . MIDOBOKA tsara
-Chargeur : efa type C , chargé 3heures
- Autonomie batterie: 10h selon le volume (1.200mAh)
- Dimensions : 22,5cmx 11,5cm x 8,5cm

✓ Ho an'izay efa nanjifa dia mahalala azy tsara. Ary afapo e

PRIX :💥 20 000 ARIARY 💥

Araraoty fa mandalo ty e.
Aafaka miantso na miresaka

MANAO LIVRAISON ARY MANDEFA ANY @ FARITRA.
√ 038 59 583 97

🫴🏼 ARRIVAGE HO ANAREO TSY NAHAZO TAMIN'NY FARANY E   APPAREIL AUDITIF MINI discret kely ( par pile)📢 Tsy dia maheno tsar...
10/04/2026

🫴🏼 ARRIVAGE HO ANAREO TSY NAHAZO TAMIN'NY FARANY E
APPAREIL AUDITIF MINI discret kely ( par pile)
📢 Tsy dia maheno tsara
📢Lalodalovana
📢 Mila miteny mafy vao maheno
Natao ho anao indrindra izy ity. Na zaza na lehibe na antitra .
Azo antoka tsara tompoko.
GARANTIE UN MOI

➡️ Manao livraison , hatrany amin'ny faritra .
038 59 583 97 .

📢📢  ARRIVAGE indray ary ô!🫴🏼 Ho anareo tsy nahazo intsony t@ farany. Araraoty fa tonga indray izy ity a  ➡️ APPAREIL AUD...
07/09/2025

📢📢 ARRIVAGE indray ary ô!
🫴🏼 Ho anareo tsy nahazo intsony t@ farany. Araraoty fa tonga indray izy ity a

➡️ APPAREIL AUDITIF rechargeable et par pile
💥 Tsy maheno tsara ve ianao?
💥lalodalovana
💥mila miteny mafy vao maheno?
Natao ho anao ity, na zaza na olondehibe , mety foana tsy mifidy sofina.
Mitovy ny vidiny: 90 000 ar ny singany
170 000 ar ny 2 ( paire)
Alefaso ny commande-nao, mandefa any @ faritra rehetra.
038 59 583 97.

22/08/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Maryse Ramiarison

Salama e. Efa tonga ny kit GLUCOMÈTRE   sy  BANDELETTES - tsika a . Hoanao manana an'ireto appreil  ireto na vao hampias...
04/08/2025

Salama e. Efa tonga ny kit GLUCOMÈTRE sy BANDELETTES - tsika a . Hoanao manana an'ireto appreil ireto na vao hampiasa. Ka nefa tsy mahita na manahy @ resaka BANDELETTES. Tsy misy atahorana mihitsy ny famatsiana BANDELETTES.
🫴🏼 kit Glucomètre (grenat) avec 25 bandelettes et 25 lancettes ➡️65000 ar
🫴🏼 Kit glucomètre ( Blanc bleu) avec 10 bandelettes et 10 lancettes ➡️ 55000 ar

💥💥 Bandelettes mitokana:
- 50pcs + 50 lancette. 47000 ar
- 25 pcs bandelettes. 25000ar
- 50 lancettes. 5000 ar

🚎🚲 Manao livraison sy mandefa any @ Faritra

☎️☎️ mp ou 038 59 583 97

09/07/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Aiko Filamatra

🚫🚫GADENAS AVEC ALARME ULTRA-PUISSANT🚫🚫🔒Alimentation : 6 piles A76 1.5 v🔒Nombre clés : 3🔒Bruit : 110 db🔒Étanche : Oui🔒Mat...
02/07/2025

🚫🚫GADENAS AVEC ALARME ULTRA-PUISSANT🚫🚫
🔒Alimentation : 6 piles A76 1.5 v
🔒Nombre clés : 3
🔒Bruit : 110 db
🔒Étanche : Oui
🔒Matière : Acier
🔒Hamafiso ny fiarovana ny trano, moto, biskleta, birao, sns..
🔒Omenay pile de rechange miaraka aminy
👉👉👉Prix 20.000ar ny fohy👈👈👈
👉👉👉22.000ar ny lava👈👈👈
Livraison dans tout Madagascar
☎️038 59 583 97 ☎️

Address

Antananarivo
102

Opening Hours

Saturday 04:30 - 23:45
Sunday 07:00 - 22:00

Telephone

+261343451917

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2Y Shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 2Y Shop Mada:

Share