Gracia Fitia

Gracia Fitia 🙏👉ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NO MENDRIKA HO DERAINA, AZY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY 👈🙏

26/08/2026

TADIDIO FA OLOMBELONA IANAO, METY RERAKA, MILA MAKA AINA AN !

AZA MITSAHATRA NY MANANTENA FA INDRAY ANDRO MBOLA HO AVY ILAY MARAINA🙏🙏
25/08/2026

AZA MITSAHATRA NY MANANTENA FA INDRAY ANDRO MBOLA HO AVY ILAY MARAINA🙏🙏

TENA ATAOKO AMIN'NY FOKO MINTSY HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA 🙏🙏💓
25/08/2026

TENA ATAOKO AMIN'NY FOKO MINTSY HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA 🙏🙏💓

24/08/2026

MIRARY TORIMASO SAMBATRA 🙏🙏

☀️MAMPATANJAKA, MAMPAHERY ARY HAMPANDRESY ANAO ANDRIAMANITRA👉Na mafy aza ny ady atrehinao ankehitriny, dia tadidio fa ts...
24/08/2026

☀️MAMPATANJAKA, MAMPAHERY ARY HAMPANDRESY ANAO ANDRIAMANITRA
👉Na mafy aza ny ady atrehinao ankehitriny, dia tadidio fa tsy irery ianao. Andriamanitra dia eo anilanao mandrakariva, mahita ny ranomasonao, mandre ny vavakao ary mahalala ny hetahetan’ny fonao.
👉Mety ho toa lava ny fiandrasana, nefa ny fotoan’Andriamanitra dia lavorary mandrakariva.
Aza kivy na dia misy sakana aza, satria izay mitoky amin’ny Tompo dia hahazo hery vaovao.
👉Ny fahoriana anio dia tsy haharitra mandrakizay, fa hosoloan’Andriamanitra fifaliana sy fiadanana. Tano mafy ny finoanao, tohizo ny vavaka, ary matokia fa misy lalana sokafan’Andriamanitra ho anao.
“Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana amin'ny farany .” (Jeremia 29:11)
🙏🙏Enga anie ny fitiavan’Andriamanitra hameno ny fonao, ny heriny hampahery anao, ary ny fahasoavany hitarika ny dianao isan’andro. Aza matahotra, fa Jesosy no miady ho anao ary tsy hahafoy anao mandrakizay.

24/08/2026

AZA MATAHOTRA ! HANAO LALANA INDRAY NY TOMPO
HANDAMINA ITY HERINANDRO ITY🙏🙏💓

23/08/2026

MIRARY NY FIAROVAN'ANDRIAMANITRA ANTSIKA REHETRA HATRANY
BONNET NUIT JIABY🙏🙏💓

👉AZA MIRAHARAHA IZAY LAZAIN'NY OLONA MOMBA ANAO ANY, FA NDAO FOANA HIVAVAKA, ATAOVY AO AN_TSAINAO TSARA FA IZAY LAZAIN'A...
23/08/2026

👉AZA MIRAHARAHA IZAY LAZAIN'NY OLONA MOMBA ANAO ANY, FA NDAO FOANA HIVAVAKA, ATAOVY AO AN_TSAINAO TSARA FA IZAY LAZAIN'ANDRIAMANITRA IHANY NO MARINA, DIA IZAY IANAO
👉NY ANDEHANANAO ANY AM_PIANGONANA DIA NY HIFANDRAISANA BEBE KOKOA AMIN'I JESOSY, KA ATOLORY AZY NY FO, NY SAINA NY FANAHY SY IREO MAVESATRA TSY ZAKANAO REHETRA FA IZY MAHAY MANAFAKA SY MANADIO ANAO🙏
👉ATAOVY FOANA HOE MANANA ANTONY LEHIBE IANAO HAJATONGAVANAO ANY AM_PIANGONANA HANOMPO SY HISAOTRA ARY HIDERA SY HANKALAZA AZY ARY KOA HAMETRAKA NY FIAINANAO EO AN_TANANY FA TSY MAHAVITA TENA IRERY ISIKA
👉IREO FAHALEMENTSIKA IREO MIHINTSY ANIE DIA EFA ANTONY LEHIBE HIVAVAHANA MBA HANAFAHAN'I JESOSY ANTSIKA MBA HANAKAIKY AZY BEBE KOA E !
🙏MILA AZY IZAHO SY IANAO, AO IHANY NO TANJAKA SY HERY AZO ANTOKA👍
ARY FA MIANDRY ANAO NY TOMPO, NY FANAHY MASINY ANIE TSY HAHATAFANDRY MANDRY ANAO ANIO, HIFANENA @ JESOSY IANAO ANIO

22/08/2026

AZA ATAO MAHAKASIKA NY FONAO IZAY LAZAIN'NY OLONA ANY, MALALA IANAO EO IMASON'I JESOSY

👉ANDRIAMANITRA DIA MPANANGANA SY MPAMPAHERY ARY MPANDAMINA ! HANDAMINA AN'IO ZAVATRA TSY HAINAO ATAO SY VAHANA IO ANDRIA...
22/08/2026

👉ANDRIAMANITRA DIA MPANANGANA SY MPAMPAHERY ARY MPANDAMINA !
HANDAMINA AN'IO ZAVATRA TSY HAINAO ATAO SY VAHANA IO ANDRIAMANITRA🙏 AMEN
👉NA INONA NA INONA SAFOTOFOTOM_PIAINANA MISY HIAINANAO ANIO DIA RAISO HO LAFINY TSARA IZANY SATRIA ANDRIAMANITRA MIDITRA AN_TSEHATRA MANDAMINA NY ZAVATRA REHETRA, HAMERINA IZAY VERY ARY HANOVA TSARATSARA KOKOA NOHO NY TEO ALOHA
🙏🙏AZA MATAHOTRA NA MANAHY AKORY FA NY HISAVOROVORON_KILATOANA !
🙏ATOLORY AN'I JESOSY IZAY MANAHIRANA ANAO REHETRA, TSY VITAN'NY HERINAO NY HANDRESY AN'IO ADY IO FA JÉHOVAH MPIADY MAHERY HIADY NY ADINAO ARY HANDAMINA INDRAY NY FIAINANAO🙏
👉MATOKIA AZY FA HAINY NY MANAO IZAY NOFISINAO, MANANA FAHARETANA FA HO AVY JESOSY AMIN'NY ANDRO TSY AMPOIZINAO🙏
🙏HAVERINY EO AMINAO IZAY REHETRA NANGALARIN'NY DEVOLY TEO AMIN'NY FIAINANAO🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gracia Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share