Fitia Prothesiste ongulaire.💅🏻
Fb:FitiaRandriamialisoa

prestation à domicile où sur place🩷
NailDesing byFitia🧚‍♀️

Articles professionnels pour onglerie disponibles❤️❤️❌Araraoty fa en promotion daholo ireo zao alohany arrivage qualité ...
28/04/2026

Articles professionnels pour onglerie disponibles❤️❤️
❌Araraoty fa en promotion daholo ireo zao alohany arrivage qualité tena top nefa mora noho ny hafa🫣

Ela ela tsy tato dia itondra anity zavatra mamy kely ity ho anareo a🥰Extension gel sur chablon izy ity💅🏻❌sans colle,sans...
23/02/2026

Ela ela tsy tato dia itondra anity zavatra mamy kely ity ho anareo a🥰
Extension gel sur chablon izy ity💅🏻
❌sans colle,sans capsule❌

PROMO❌40.000ar ny extension gel sur chablon miaraka aminy izay décoration rehetra tinareo sauf déco 3D,strass20 janvier ...
19/01/2026

PROMO❌
40.000ar ny extension gel sur chablon miaraka aminy izay décoration rehetra tinareo sauf déco 3D,strass
20 janvier au 31 janvier🌸

❌tsy misy colle tsy misy capsule❌
na dia mangana kely aza ny hohony dia no forcenay taminy Full chablon ihany na dia somary hita aza ilay izy fa manja kely foana e🥰🥰
« extension gel sur chablon »
tenteo ko ny anao fa lasa manja kely foana io na dia mondry kely aza😍

tena tsy nahavita naka sary bedebe aho fa ireo aloha no misy 😂☺️bisous daholo❤️❤️
24/12/2025

tena tsy nahavita naka sary bedebe aho fa ireo aloha no misy 😂☺️
bisous daholo❤️❤️

tena hoe tsara ilay french e?🧚‍♀️30.000ar fotsiny ny gaignage + french manantona aty ianareo manao azy🥰tena hoe mora nef...
19/12/2025

tena hoe tsara ilay french e?🧚‍♀️
30.000ar fotsiny ny gaignage + french manantona aty ianareo manao azy🥰tena hoe mora nefa crème kely hahaha
pose americaine + french koa 30.000ar foana❤️❤️

❤️
19/12/2025

❤️

17/12/2025

tena Waoooww🥵❤️❤️je t’aime be ity marina e😍😍

❌tsy misy colle tsy misy capsule❌na dia mangana kely aza ny hohony dia no forcenay taminy Full chablon ihany na dia soma...
17/12/2025

❌tsy misy colle tsy misy capsule❌
na dia mangana kely aza ny hohony dia no forcenay taminy Full chablon ihany na dia somary hita aza ilay izy fa manja kely foana e🥰🥰
« extension gel sur chablon »
tenteo ko ny anao fa lasa manja kely foana io na dia mondry kely aza😍

hello hello🧚‍♀️asiatsika offre isakiny dimanche kely❤️❤️isakiny dimanche ihany ataotsika 20.000ar ny gaignage modèle iza...
16/12/2025

hello hello🧚‍♀️
asiatsika offre isakiny dimanche kely❤️❤️
isakiny dimanche ihany ataotsika 20.000ar ny gaignage modèle izay tiana akotrany « Nail art 3D »
izay hoe makaty antrano ianao😗fa ny dépose apart raha mbola manao dépose isika
zay fa bisous daholo😘

ilay cat eye ko anie manja kely akie eh!!😎❤️
10/12/2025

ilay cat eye ko anie manja kely akie eh!!😎❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share