22/05/2026
π’ππ£ Olona tsotra ve ianao na mpivarotra ? tsy te hividy ranon-tsavony lafo na koa te hahazo tombony be dia be kokoa ? ampiasao ary ny ββΌοΈ PROMIX E πββΌοΈ
π₯INONA ZANY π€¨?
π Ranon-tsavony mora amboariana izy io,ny sachet iray dia misy gel sy poudre ao anatiny ary azahoana ranon-tsavony 5litatra miotra,mora kely ny manao azy π,tsy mamizana,tsy mila sles, tsy mila additifs hafa toy ny colorant sy parfum.
Misy hanitra sy loko,citron(loko mavo) , fraise (loko mena) ary pomme (loko miantso)
π₯ AHOANA NY FANAMBOARANA AZY?
1- Ny gel afagaro rano 2litatra, arotsaka tsikelikely ny rano sady afagaro,tsapaina@tanana(tsara kokoa manao gant) ,rehefa levona dia avela eo;
2- Ny poudre afagaro rano 2litatra, arotsaka tsikelikely ihany koa ny rano,tsapaina,rehefa levona dia ampetraka;
3- Arotsaka ao anaty koveta na sceau ny ranon-tsavony azo avy amin'ny gel sy poudre, afagaro,ary androtsahana rano 2litatra tsikelikely.rehefa lany ny rano dia avela eo, saromana ary azo ampiasaina ny ampitso iny.
β
Izay dia vita ny ranon-tsavony nao π,Sady efa misy colorant sy parfum β
βAmidy ato amin'ny Chimie plus Andranobevava sy Andranomena β
βοΈ 034 68 048 52-033 62 019 51-
038 49 113 65-032 53 265 07