Final Touch

Final Touch Vente d'articles de mode pour enfants et mamans✨❤️
Importation articles SHEIN et ALIBABA ‼️🔥

03/06/2026

Entana taobao/1688 vao tona nalaina androany ireto❤️
Envoi avion ireo ahn🥰
71000ar/kg

Misy ihany koa ny envoi par bateau

Mandray commande shein izahay ahn🥰1$=5000ar Prix tonga eto mada io🥰❤️ Mp ny condition de validité
31/05/2026

Mandray commande shein izahay ahn🥰
1$=5000ar
Prix tonga eto mada io🥰❤️
Mp ny condition de validité

Disponible de suite pt 39 🤩
28/05/2026

Disponible de suite pt 39 🤩

Merci dia mirary fety sambatra antsika rehetra🩷🥰
23/05/2026

Merci dia mirary fety sambatra antsika rehetra🩷🥰

Livraison Fort Dauphin fait✅🥰Entana nandeha sambo ity 🤗Dia ireo rehetra tokony prévu alefa express amin’ny herinandro ho...
21/05/2026

Livraison Fort Dauphin fait✅🥰
Entana nandeha sambo ity 🤗

Dia ireo rehetra tokony prévu alefa express amin’ny herinandro ho verifier na daholo fa lasa annulé ny vol express rehetra noho ny antony tsy avy aminay 🙏

Afaka miditra mp svp

TE HANAFATRA ENTANA AVY ANY CHINE NEFA TSY TE HIETSIKA AO ANTRANO?Tongava ao amin’ny hafatra miafina ao fa aterinay ao a...
20/05/2026

TE HANAFATRA ENTANA AVY ANY CHINE NEFA TSY TE HIETSIKA AO ANTRANO?

Tongava ao amin’ny hafatra miafina ao fa aterinay ao antranonao ny entanao avy any chine 🇨🇳

Entana shein ngeza be vao tonga 🤩🥰Jere ny akelin’ny tanako eo anatrehany hihi🩷1$=5000ar foana😍
14/05/2026

Entana shein ngeza be vao tonga 🤩🥰
Jere ny akelin’ny tanako eo anatrehany hihi🩷
1$=5000ar foana😍

FANTATRAO VE? Fa ny entana hitanao ao amin’ny Alibaba dia maro be no hitanao ao amin’ny taobao sy 1688? 😊Eny tompoko tsy...
13/05/2026

FANTATRAO VE? Fa ny entana hitanao ao amin’ny Alibaba dia maro be no hitanao ao amin’ny taobao sy 1688? 😊

Eny tompoko tsy manafatra amin’ny Alibaba intsony izahay fa amin’ny taobao na 1688

Fa inona no anton’izany?
1) Satria taobao sy 1688 dia mora kokoa ny entana

2) Satria iny afaka fantatrao mialoha ny vidin’ny entanao

1¥=660ar
Comission 20-10%
Tongava mp ary pour plus d’infos🤗

Dia mbola iandry inona foana vao anafatra ugg?Fanahy nihiniako mihitsy ilay asiana korontana kely eo akaiky mba ahitanar...
08/05/2026

Dia mbola iandry inona foana vao anafatra ugg?
Fanahy nihiniako mihitsy ilay asiana korontana kely eo akaiky mba ahitanareo hoe photo réelle anie ireo✅

165000ar tompoko

0322636978 io ny whatsapp raha tsy voavaly mp ianao fa misy tsy afaka andefasana message ato
07/05/2026

0322636978
io ny whatsapp raha tsy voavaly mp ianao fa misy tsy afaka andefasana message ato

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Telephone

+261322636978

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Final Touch posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share