Akoufré

Akoufré Akoufré, kalitao, akaiky antsika, fandraisana

Efa nandramanao ve ilay Kitoza Akoufré? 😋Manomboka rahampitso, hisy fihenam-bidy manokana miandry anao eny amin’ireo Éch...
12/08/2026

Efa nandramanao ve ilay Kitoza Akoufré? 😋

Manomboka rahampitso, hisy fihenam-bidy manokana miandry anao eny amin’ireo Échoppe rehetra!

👉 Tongava eny amin’ny Échoppe akaiky anao

🍗Ary sao asiana sosisy kely amin’ity faran’herinandro ity ?Inona no tena tianareo: franckfort sa fumée ? 🤔Araraoty izao ...
06/08/2026

🍗Ary sao asiana sosisy kely amin’ity faran’herinandro ity ?

Inona no tena tianareo: franckfort sa fumée ? 🤔

Araraoty izao ny fihenam-bidy any amin’ny échoppe 📍

25/07/2026

Vita ny bakalorea !!

Andao atao miavaka ny sakafo ao an-trano fa tena nihezaka izy ireo 😁

🤔Efa nahita sakafo ve ianareo ho an'ireo mpanala BACC ? Ity misy hevitra mora sady matsiro kely 🥰
20/07/2026

🤔Efa nahita sakafo ve ianareo ho an'ireo mpanala BACC ?

Ity misy hevitra mora sady matsiro kely 🥰

⚽ Andao hiaraka hifety miaraka amin’i Akoufré! Mahazoa fihenam-bidy 10% amin’ny fividianana ny Combo Akoufré misy : Dem...
16/07/2026

⚽ Andao hiaraka hifety miaraka amin’i Akoufré!

Mahazoa fihenam-bidy 10% amin’ny fividianana ny Combo Akoufré misy : Demi poulet rôti,Boulettes de poulet, Saucisse Frankfort amin’ny vidiny 30.000 ar monja

Hizarana amin’ny namana sy ny fianakaviana, na hiarahana mijery ny finale mondiale 🙌

Terrine Akoufré 🍗🤔Efa nanandrana azy ve ianareo dia inona no nampiarahana taminy ?
14/07/2026

Terrine Akoufré 🍗

🤔Efa nanandrana azy ve ianareo dia inona no nampiarahana taminy ?

🤔Fantatrareo ve i Mr Solo? Izy no hitanareo ao amin’ny Akoufré Ambohijatovo, vonona handray anareo hatrany miaraka amin’...
10/07/2026

🤔Fantatrareo ve i Mr Solo?

Izy no hitanareo ao amin’ny Akoufré Ambohijatovo, vonona handray anareo hatrany miaraka amin’ilay tsikitsiky efa mampiavaka azy 😊

Miaraka amin’ny gants sy tablier fanaovany isan’andro, dia manaporofo hatrany ny fahadiovana, ny matihanina ary ny kalitaon’ny vokatra atolotray.

Akoho matsiroooo beee 🍗Manome anareo mpanjifa ny vokatra tsara indrindra 😁
09/07/2026

Akoho matsiroooo beee 🍗

Manome anareo mpanjifa ny vokatra tsara indrindra 😁

07/07/2026
03/07/2026

🤔Sosisy Akoufré inona no tena tianareo ?

Hevitra kely indray hanaovana azy 🍗

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akoufré posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category