04/07/2023
😍Tolotra vaovao be no atolotra ho antsika 😍
Sahirana ve ianao amin'ny fivezivezena natao ho anao ity
na olon-tsotra ianao na orinasa na mpivarotra ..
Ndao hiara-hiasa eee
👉Afaka Manatitra ny entanao izahay ( Livraison )
👉Afaka iantsena ny entanao ary manatitra izany na eto Antananarivo na any amin'ny faritra (Achat -Livraison )
👉Manatitra anao ihany koa (Taxi-Taxi moto )
Afaka miditra MP raha liana ianao