10/12/2025
✨ Panty Gaine Taille Haute – Manify kibo & Mandrindra vatana ✨
Ity gaine ity dia tena tonga lafatra ho an’izay te hanana kibo flat sy silouhette mirindra. Malefaka, tsy misy coudre, tsy miseho ambanin’akanjo, ary manampy hanandratra vodiny (push-up) amin’ny fomba voajanahary.
Azo ampiasaina isan’andro, na tsotra izao, na rehefa mitafy akanjo mi-body. Mipetraka tsara, tsy mikisaka, ary tena mahazo aina.
➡️ Manampy kibo ho tony avy hatrany
➡️ Mampitovy endrika
➡️ Super confortable
➡️ Tsy misy trace amin’ny akanjo
đź’° Vidiny : 25 000ar