Pretty Angels

Pretty Angels « Pretty Angels ✨ | Une sélection chic et tendance de vêtements, cosmétiques, accessoires & bijoux inoxydables. Entrez dans notre univers 👑 »

❤️❤️
29/10/2025

❤️❤️

Vehivavy namako oh!!!Fantatro tsara hoe:  ⛔Tsy mora sedra lalovandry  ⛔tsy mora lalana lalovandry  ⛔ndry ilay mitomany m...
16/05/2025

Vehivavy namako oh!!!

Fantatro tsara hoe:
⛔Tsy mora sedra lalovandry
⛔tsy mora lalana lalovandry
⛔ndry ilay mitomany mangina amin'ny alina🥺tsy misy maheno akory
⛔ndry ilay hita hoe bongo maso avy nitomany🥺dia avy eo anontaniana hoe fa maninona?dia mamaly sady mitsiky kely hoe tsy maninona zah ka😭
⛔tsy misy mahatsapa mintsy ny ratram-pondryh😭

Fa zao ky ah❤hitandryh iii🥰tsy irery ndry💗eny hoy aho tsy irery ndry❤

🌹Misy olona tsy fantandryh any ho any mivavaka mangina ho andry🥹
🌹Misy mizaka ny mafy noho ndry any ho any🥺noho izany:misaora raha io olana io no mihatra amindryh🙂hono a,misaora fa zakandryh io matoa mihatra amindryh❤
🌹Misaora fa tena matanjaka be mintsy ndry matoa omena olana mafy❤

Zay an😘betsaka tiako ho lazaina amindryh🙂fa ny fehiny dia hoe:
MAFY BE NDRY❤❤

Bisous😘

Aboneo hatrany ny pejintsika ah❤afaka miditra mp mifampiazara izay mavesatra amindryh😘

Chantal
20/04/2025

Chantal

Vehivavy namako oh!!!Fantatro tsara hoe:  ⛔Tsy mora sedra lalovandry  ⛔tsy mora lalana lalovandry  ⛔ndry ilay mitomany m...
20/04/2025

Vehivavy namako oh!!!

Fantatro tsara hoe:
⛔Tsy mora sedra lalovandry
⛔tsy mora lalana lalovandry
⛔ndry ilay mitomany mangina amin'ny alina🥺tsy misy maheno akory
⛔ndry ilay hita hoe bongo maso avy nitomany🥺dia avy eo anontaniana hoe fa maninona?dia mamaly sady mitsiky kely hoe tsy maninona zah ka😭
⛔tsy misy mahatsapa mintsy ny ratram-pondryh😭

Fa zao ky ah❤hitandryh iii🥰tsy irery ndry💗eny hoy aho tsy irery ndry❤

🌹Misy olona tsy fantandryh any ho any mivavaka mangina ho andry🥹
🌹Misy mizaka ny mafy noho ndry any ho any🥺noho izany:misaora raha io olana io no mihatra amindryh🙂hono a,misaora fa zakandryh io matoa mihatra amindryh❤
🌹Misaora fa tena matanjaka be mintsy ndry matoa omena olana mafy❤

Zay an😘betsaka tiako ho lazaina amindryh🙂

Aboneo hatrany ny pejintsika ah❤afaka miditra mp mifampiazara izay mavesatra amindryh😘

FANAOVANA Tsa-tsiouamin’ny fomba tsotra ho an’ireo tsy manana lafaoro.(Amin ny teny vahiny) Zavatra ilaina am fanamboara...
03/04/2025

FANAOVANA Tsa-tsiou
amin’ny fomba tsotra ho an’ireo tsy manana lafaoro.

(Amin ny teny vahiny)

Zavatra ilaina am fanamboarana Tsa-tsiou malagasy
Huile,
ail,
gingembre,
3 cuillère à soupe de sauce soja,
2 cuillère à soupe de miel,
1/4 cuillère à café de sel,
1 cuillère à café de 4 épices,
500g de viande de porc (soro-kisoa).
colorant alimentaire (ra ilainao )

FIKARAKARANA Tsa-tsiou
Lomana ny alina amin’ny huile ny ail voatoto tsara sy ranona gingembre sy 3 càs de sauce soja sy 2 càs de miel sy ny 1/4 càc de sel sy 1 càc de 4 epices (hita eny amin’ny pavillon na mpivarotra épice hafa) ary ny soro-kisoa na mitetika na tsia araka izay tiana. Raha tiana ho mena toy ny eny @ restaurants dia asiana colorant alimentaire.
Ny ampitso atao anaty vilany na lapoaly jobo ireo rehetra ireo. Asiana rano 1 verre ary avela ho mendimendy tsara.
Rehefa manomboka ritra ka mitsetsatsetsa ny lapoaly dia avadibadika sady akosokosoka amin’ny lapoaly ny hena ahazo loko tsara ny lafiny rehetra.

Conseils
Azo ampidirina lafaoro na koa atsatsika amin’ny barika misy afo izy ity.
Raha miditra lafaoro 200° dia eo amin’ny 1h eoeo ny temps de cuisson. Mora masaka ny echine.

Mety hahasoa

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangamanga ry hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

Melky et son père 💕
03/04/2025

Melky et son père 💕

03/04/2025
03/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anicta Mabily, Nomenjanahary Frigson, Sessely Lavely

19/03/2025

🤪🤪
08/02/2025

🤪🤪

S’il paie le loyer, je prends en charge les factures.S’il règle l’acompte pour la voiture, je m’occupe de l’assurance.S’...
01/02/2025

S’il paie le loyer, je prends en charge les factures.
S’il règle l’acompte pour la voiture, je m’occupe de l’assurance.
S’il fait la vaisselle, je prépare le repas.
S’il paye les billets de cinéma, j’achète le popcorn.
S’il lave les vêtements, je les plie.
S’il fait le lit, je prépare le petit déjeuner.
S’il paie le dîner, je laisse le pourboire.

Un couple, c’est ça : chacun contribue à sa manière. On ne peut pas attendre qu’une seule personne fasse tout, sinon les choses deviennent lourdes, pesantes. Être en couple, c’est être une équipe, avancer ensemble et bâtir une vie à deux.

Une pensée pour toutes celles qui comprennent cela et qui agissent en ce sens. 👏🧠

À l'avenir il faudra un minimum en Master pour comprendre les blague sur Facebook.😁😁😁😁😄
01/02/2025

À l'avenir il faudra un minimum en Master pour comprendre les blague sur Facebook.😁😁😁😁😄

Address

Tanjombato
Antananarivo

Telephone

+261344280118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pretty Angels posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share