Sera tech

Sera tech Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera tech, Shopping & retail, ampefiloha cite, Antananarivo.

TONDEUSE Professionnel rechargeable (Sans fil)❗ ⭕ 80.000 arWAIKIL  /  Modèl: WL-9230👍✅Ecran digital (pourcentage Led)💪✅L...
23/05/2026

TONDEUSE Professionnel rechargeable (Sans fil)❗ ⭕ 80.000 ar
WAIKIL / Modèl: WL-9230👍
✅Ecran digital (pourcentage Led)💪
✅Lame en Acier inoxydable, Vy daholo vatany
✅Autonomie:5h à 6h
Mande courant no sady chargeable🔋
Mety iasana tsara, maharitra taona maro🤞

Midira mp avy hatrany ary na antsoy ny 0347101164 raha liana ianao 😉

✨ LAMPE ANTI-MOUSTIQUE ÉLECTRIQUE ✨Tsy misy fofona • Tsy misy produit chimique • Mahomby amin’ny moka 🦟🔋 Rechargeable US...
23/05/2026

✨ LAMPE ANTI-MOUSTIQUE ÉLECTRIQUE ✨
Tsy misy fofona • Tsy misy produit chimique • Mahomby amin’ny moka 🦟

🔋 Rechargeable USB
💜 Jiro violet manintona moka
⚡ Mamono moka amin’ny courant électrique
🏠 Mety ampiasaina ao an-trano, chambre, salon, bureau…
🔇 Tsy manelingelina, sady mora ampiasaina

✅ Sécurité renforcée
✅ Economique & pratique
✅ Design moderne tsara tarehy

💰prix: 30 000 ar 💰
Contact : 0344886508 ou 0347101164 ou 0330884179

🛒 Arovy amin’ny moka ny ankohonanao dieny izao!
📩 Afaka mandefa message raha mila commande na fanazavana fanampiny 😊

🚨🚨ARARAOTY ARRIVAGE VAOVAO BERallonge  en rouleur MORA BE SADY MATANJAKA TSARA HOAN'NY FANAOVANA SOUDURE, MACHINE MAVESA...
22/05/2026

🚨🚨ARARAOTY ARRIVAGE VAOVAO BE

Rallonge en rouleur MORA BE SADY MATANJAKA TSARA HOAN'NY FANAOVANA SOUDURE, MACHINE MAVESATRA,

🚨 RALLONGE ENROULEUR VRAI MARQUE INGELEC fil 5 Mètre made in france
=Prix 35 000 Ariary
RALLONGE EUROULEUR VRAI MARQUE INGELEC fil 10 Mètre made in france
=Prix 60 000 Ariary

🚐 livraison 3000 Ar 🗾 ary mandefa any amin'ny faritra

📱📱034 71 011 64

OVAY HO HAFA KELY NY TRANONAO! ✨⛔️ Promotions be  ity 30 000 ar vidinyTe hanana efitrano modernina sy "ambiance" mahafin...
17/05/2026

OVAY HO HAFA KELY NY TRANONAO! ✨

⛔️ Promotions be ity 30 000 ar vidiny

Te hanana efitrano modernina sy "ambiance" mahafinaritra ve ianao? Ity ny RGB Neon Rope Lights ho anao!
• 🌈 Loko maro azo isafidianana: Azonao ovaina amin'ny alàlan'ny télécommande araka izay hitiavanao azy

Mande courant 220v avec adapteur ary mety mande 12u ihany koa..

• 🎶 Sync Music: Miara-mitempo amin'ny mozika ny hazavana (tonga lafatra ho an'ny fety na filalaovana lalao).
• 🔌 Tsotra ny fampiasana azy
• 📏 Halava : hatramin'ny 5m.
Mety tsara hapetraka ao amin'ny efitrano fandriana, efitra fandraisam-bahiny, na ambadiky ny TV sy ny solosaina.

Livraison manomboka amin 3000 ar mandefa any amin faritra rehetra

Contact :0344886508

TONDEUSE QIRUI7 PROFESSIONNEL- PRIX : avec fil :50.000ar            : sans fil : 60.000ar - Vaovao sous carton .- MP Ou ...
12/05/2026

TONDEUSE QIRUI7 PROFESSIONNEL
- PRIX : avec fil :50.000ar
: sans fil : 60.000ar
- Vaovao sous carton .
- MP Ou 0344886508
- Accessoires: 4 sabots.huille.,câble USB type C,Peigne,ciseau
- Lame acier inoxydable
- Misy réglage
- tsy mora mi-chauffe.
- Afaka iasana tsara.
- Mateza,maranitra, mavesatra tsara.
- Livraison Tana/Province

Promotion 30 000 ariaryPRISE PROTECTEUR ( MIARO NY FITAOVANA AMPIASANAO )✅Protège les appareils électroniques❎ Rehefa ta...
11/05/2026

Promotion 30 000 ariary
PRISE PROTECTEUR ( MIARO NY FITAOVANA AMPIASANAO )
✅Protège les appareils électroniques
❎ Rehefa tapaka matetika ny jiro na ambany tension be na miakatra be tampoka dia ny fampiasana ity prise ity no miaro ny fitaovana électronique ampiasainao tsy ho simba na may ( Frigo, subwoofer,ordi,télé,sns)
❎ Tsy mila mampiasa stabilisateur intsony ianao , mitahiry courant tension normal izy mba tsy hahasimba ny fitaovanao
☎️ 034 71 011 64 ou 033 08 841 79
Manao livraison tana 3 000 ariary / Mandefa @ faritra

💥 Liquidation total 💥Prise multiple parafoudre 🔌_Matanjaka tsara no Prise multiple parafoudre 🔌-Miaro amin'ny fiakaran'n...
11/05/2026

💥 Liquidation total 💥
Prise multiple parafoudre 🔌
_Matanjaka tsara no Prise multiple parafoudre 🔌
-Miaro amin'ny fiakaran'ny jiro tampoka
👇👇👇👇
Lavaka 3:20.000ar
Lavaka 4:22.000ar
Lavaka 5:25.000ar
Lavaka 6:28.000ar
👆👆👆👆👆

Toerana: andavamamba
☎ 0344886508
Manao livraison ary mandefa @ faritra ihany akoa

Misy foana ny " Sous Compteur" ato aminay 👉Hanala ny ahiahinao 👉Mety hoan'ireo mampanofa trano 👉Hahitana ny laninao rehe...
23/04/2026

Misy foana ny " Sous Compteur" ato aminay
👉Hanala ny ahiahinao
👉Mety hoan'ireo mampanofa trano
👉Hahitana ny laninao rehetra
🎉🎉40. 000ar monja🎉🎉
📌Misy momban'ny jiro rehetra ihany koa ato aminay 📌
📌 Manasa anao hitsidika ny pejy na handefa hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany 📌
📌Manome prix hoan'ireo izay mbola hivarotra Izahay 📌
Mandefa amin'ny faritra rehetra 🚛 🚴
☎️0330884179 ou 0344886508

💥 PROJECTEUR LED PORTABLE SOLAIRE 💥 💰 Prix : 50.000 Ar🔆 Jiro mahery sady mora entina – mety amin’ny fotoana rehetra!✅ Ma...
14/04/2026

💥 PROJECTEUR LED PORTABLE SOLAIRE 💥


💰 Prix : 50.000 Ar

🔆 Jiro mahery sady mora entina – mety amin’ny fotoana rehetra!
✅ Mandeha amin’ny masoandro ☀️
✅ Afaka charge-na courant ihany koa 🔌
✅ Lampe d’urgence – tena ilaina rehefa misy délestage
✅ Lampe de camping 🏕️
✅ Tsy matahotra orana (IP66) 🌧️
✅ Mazava be 🤩
✅ Powerbank – afaka micharger téléphone 📱
🔋 Autonomie : 8h – 10h
💡 Lumière : 4 modes (Fort – Moyen – Faible – SOS)

📞 Commande :
0344886508

✨ Jiro iray fa sady jiro no chargeur téléphone!

Micro sans fil SHURE SH-222 Micros mande pile R6avec récepteur chargeablePortée 50m à 80mMety tsara ho an i Fiangonana, ...
14/04/2026

Micro sans fil SHURE SH-22
2 Micros mande pile R6
avec récepteur chargeable
Portée 50m à 80m
Mety tsara ho an i Fiangonana, karaoké ,
live conference sns.
Son madio be sady tsara
Prix: 60 000 Ariary
Manao livraison eto Antananarivo
Mandefa any amin ny faritany
Tsidiho ny page fa dispo daholo ny entana ao
Cont : 0347101164
0330884179

Address

Ampefiloha Cite
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share