17/02/2026
Coucou daholo 🥰
🛑 Elaela tsy nitafatafa isika ka indro ary anololotra vokatra maromaro hoanareo izahay ❤️
Mandray commande hatrany
✨ Ranontsavony 💨💦
✨ Sakafo na goûter kely tsara tsiro 🥰😋
Mbola hoavy ny Arrivage ( lamba fitafy, firavaka sns ... ) fa aza miala lavitra 🤗🥰
Ireto ny disponible de suite :
🍌 Goûter Chips banane plantain sava chips no tsara tsiro no mahasalama, mampazoto omana 😋
💨 Ranontsavony vita Malagasy azo antoka tsara tsy misy atahorana, Multi-usages 💦
Prix abordables hatrany ❤️
Alefaso Mp aingana ny commande 📩
Na miantso 0329877802/0344510625 📲
Na tonga dia manantona mivantana Ambohimanarina Ambohimanandray 🔷🙏
Livraison partout à Madagascar et Maurice ✈️