Frippe Mora

Frippe Mora Shopping et vente au detail

23/07/2022
Faly miarahamba atsika rehetra izay ato aminy Frippe mora.Noho ny olana izay tsy avy aty aminay de Tsy maitsy miova page...
11/11/2021

Faly miarahamba atsika rehetra izay ato aminy Frippe mora.Noho ny olana izay tsy avy aty aminay de Tsy maitsy miova page isika.Ka Manasa anao ary ijaime sy anaraka ny page Baby et Maman ao daolo no ahitanao ireo karazana arrivage sy articles nafataranareo anay atrizay.Amizao akaiky fety zao dia misy arrivage vaovao be sy etana hafa mihitsy ao..Ka Manasa anao ijaime ny page..Any ary miona e

Faly mandray anao izahay🥰

Bonjour daolo ohh😍hoany izay tsy nahazo maly de Mbola maro dispo Ireto zareo anhIreto doalo Ny dispo,madefa aminy faritr...
28/10/2021

Bonjour daolo ohh😍hoany izay tsy nahazo maly de Mbola maro dispo Ireto zareo anh

Ireto doalo Ny dispo,madefa aminy faritra iany koa izahay❤️Safidio izay Tina zareo anh

Hoany izay tara de Ireto Ny couverture de bébé Mbola dispo antsika anh😍icharge kely izahay de amaly Ny mp anareo rehetra...
27/10/2021

Hoany izay tara de Ireto Ny couverture de bébé Mbola dispo antsika anh😍icharge kely izahay de amaly Ny mp anareo rehetra

Mamerina Ny fisaorana hoantsika rehetra oh

Faranantsika aminty ary maman n’y androany anh,Misaotra antsika rehetra de ho valina y daolo ianareo fa Aza adino n’y ma...
27/10/2021

Faranantsika aminty ary maman n’y androany anh,Misaotra antsika rehetra de ho valina y daolo ianareo fa Aza adino n’y madefa confirmation😍Izy ty sady afaka atao couverture no fa kana sary Ny zazah.Pour garçon (hoany zazalahy kely mazava hoazy❤️

Efa misy anireny chiffre reny de asintsika marque ftsny oe zao mois zazah rehefa alaina sary mba atao souvenir e❤️😍

Ireto ary maman ilay nendrasana anh😍Tsara be daolo 🦋Tsy ilaza zavatra be zah fa safidio izay Tina maman anh
27/10/2021

Ireto ary maman ilay nendrasana anh😍Tsara be daolo 🦋Tsy ilaza zavatra be zah fa safidio izay Tina maman anh

Ireto ndray maman n’y Bodifotsy kely tsika androany anh😍Samy misafidy izay tiny fa Alefako ao aminy commentaire n’y sary...
27/10/2021

Ireto ndray maman n’y Bodifotsy kely tsika androany anh😍Samy misafidy izay tiny fa Alefako ao aminy commentaire n’y sary mivelatra

Ireto ndray ny cap de Bain antsika maman anh😍misy serviette nataokana hoany maman iany koa anh
27/10/2021

Ireto ndray ny cap de Bain antsika maman anh😍misy serviette nataokana hoany maman iany koa anh

Ireto ndray maman n’y coup de cœur antsika androany anh😍Tena oe tsara be doalo izy Ireto tanaty b***e antsika🥰❤️
27/10/2021

Ireto ndray maman n’y coup de cœur antsika androany anh😍Tena oe tsara be doalo izy Ireto tanaty b***e antsika🥰❤️

Ireto ndray maman ny drapeau antsika anh🦋Ny drapeau dia lamba njaza na tanty karee le fatal ivelany telojoro Tony😍
27/10/2021

Ireto ndray maman ny drapeau antsika anh

🦋Ny drapeau dia lamba njaza na tanty karee le fatal ivelany telojoro Tony😍

Ireto ndray zareo ny Lange anh🦋Ny Lange de fandrakofana zazakely aminy andro mafana(le aminy atoandro oatra,m’aimai ana ...
27/10/2021

Ireto ndray zareo ny Lange anh

🦋Ny Lange de fandrakofana zazakely aminy andro mafana(le aminy atoandro oatra,m’aimai ana kokoa noho ny couverture izy)

Ireto ndray ny couverture de bébé antsika maman anh😍masolo bodifotsy kely,pelisse sns…maivamaivana tsara mety be amizao ...
27/10/2021

Ireto ndray ny couverture de bébé antsika maman anh😍masolo bodifotsy kely,pelisse sns…maivamaivana tsara mety be amizao andro zao…Tena miavaka be no miavaka tsara😍

Address

Sud Ambohipo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 20:02
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Telephone

+261343173202

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frippe Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share