11/08/2026
✨ ✨ Ity ilay robot aspirateur intelligent 3-en-1, amin’ny endriny vaovao, miaraka amin’ny serpillière microfibre manga mandrakotra tsara ny faritra diovina, ary misy base ho an’ny fanasana sy fanadiovana vovoka, na maina na mando. 🧹✨🤖✨ ( 👌)
Mandeha irery izy, manadio ny gorodona, carrelage. Parquet ary manampy anao hitazona ny trano ho madio isan’andro.
🧹 Mitsitsy fotoana
🤖 Miasa ho azy
🏠 Mety amin’ny fampiasana andavanandro
⌛️Prix 30000ar au lieu de 40000ar
⛔️
📞Mp ou 038 65 58 816
🚴♀️Livraison partout à Madagascar
Tsy mila mandany fotoana be amin’ny fanadiovana intsony! 😍