Pretty Things

Pretty Things Vente de divers accessoires et bijoux.

Gourde en verre 🩷🫶🏼300ml indray ity🩷🥰Tadidinareo ve ity gourde ity?🥰Mims kely izy ity fa en verre dia mifono silicone 🩷🌸...
15/05/2026

Gourde en verre 🩷🫶🏼

300ml indray ity🩷🥰
Tadidinareo ve ity gourde ity?🥰
Mims kely izy ity fa en verre dia mifono silicone 🩷🌸

10.000ar🩷

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambanidia 🩷

Bague de promesse 🩷 Pour couple 💍🩷Ilay somary couronne kely an'i madame dia ilay iray an'i Monsieur 😋Samy ajustable ny t...
15/05/2026

Bague de promesse 🩷

Pour couple 💍🩷
Ilay somary couronne kely an'i madame dia ilay iray an'i Monsieur 😋
Samy ajustable ny taille , afaka ankelezina sy alebiazina💍🥰

Idée cadeau pour couple tsara be ireto, original kely sady signe eny amin'ny tanana foana hoe any misy olona tia anao😍

15.000ar les deux 🩷
Boîte : 5.000ar🎁
Matière : en cuivre 💍

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération près de Total Ambabidia ✨

Gourde isotherme 🩷 1L be izao izy ity 😍Mahatana hafanana sy hatsiaka🩷Efa ilaina be ireto gourde ireto amizao sady ity be...
15/05/2026

Gourde isotherme 🩷

1L be izao izy ity 😍
Mahatana hafanana sy hatsiaka🩷

Efa ilaina be ireto gourde ireto amizao sady ity betsaka ny capacité 🩷
Misy choix maromaro disponible ho anareo Girlboss🎀

65.000ar au lieu de 70.000ar🩷

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambabidia 🎀

Gourde aesthetics 🩷🎀Motifs nœud 🎀Motifs marguerite 🌼 500ml ireto dia en plastique 🩷Matevina izy na dia plastique ary anh...
14/05/2026

Gourde aesthetics 🩷🎀

Motifs nœud 🎀
Motifs marguerite 🌼

500ml ireto dia en plastique 🩷
Matevina izy na dia plastique ary anh🥰🩷

20.000ar/1🩷

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambanidia 🌸

Gourde isotherme 🩷🌸Motifs tulipes ny tianareo sa cerise? 🍒 🌷 500ml ny amin’ireto🩷Mitàna hafanana tsara🩷30.000ar🩷• Livrai...
14/05/2026

Gourde isotherme 🩷🌸

Motifs tulipes ny tianareo sa cerise? 🍒 🌷
500ml ny amin’ireto🩷

Mitàna hafanana tsara🩷
30.000ar🩷

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambanidia 🩷

Bague de promesse 🩷 Pour madame indray ity🩷Raha sahirana ianareo mitady cadeau dia ity misy idée kely atolotray🥰Taille 5...
13/05/2026

Bague de promesse 🩷

Pour madame indray ity🩷
Raha sahirana ianareo mitady cadeau dia ity misy idée kely atolotray🥰

Taille 5 et 6 ny disponible 🩷
17.000ar efa avec boîte izy ity🎁
Matière : en alliage 🎀💍

• livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• récupération : près de Total Ambabidia 🎀

Gourde isotherme 🩷En acier inoxydable izy ity, mitana hafanana tsara🩷Raha andeha voyage ianareo, na mila rano mafana reh...
13/05/2026

Gourde isotherme 🩷

En acier inoxydable izy ity, mitana hafanana tsara🩷
Raha andeha voyage ianareo, na mila rano mafana rehefa alina na te itahiry rano mafana ho sotroina dia ity idéal be mihitsy😍

800ml be izao ity modèle iray ity🩷
Sady classe be mihitsy ☕

35.000ar🎀

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambabidia 🎀

Bague de promesse 💍Mbola disponible ity modèle ity🥰Bague pour couple izy, samy mahazo daholo nareo roa😋Taille ajustable ...
13/05/2026

Bague de promesse 💍

Mbola disponible ity modèle ity🥰
Bague pour couple izy, samy mahazo daholo nareo roa😋
Taille ajustable daholo izy roa😍

Prix : 15.000ar sans boîte 💍
Boîte : 5.000ar🎁
Matière : en cuivre 💍

Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
Récupération : près de Total Ambabidia 🎀

Gloss & baume à lèvres 🩷🌸Manitra kely ireto sady ilaina be amizao efa ihiditra mangatsika izao🥰🩷Effet mouillé daholo , s...
13/05/2026

Gloss & baume à lèvres 🩷🌸

Manitra kely ireto sady ilaina be amizao efa ihiditra mangatsika izao🥰🩷

Effet mouillé daholo , sans couleur 💋
15.000ar🩷

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambanidia 🌸

Lot de bague 💍 Iza ilay tia manao peratra be iny? Sa tagueo anie namanao fan an’ireto😍Lot iray tsy misaraka izy amin’ny ...
12/05/2026

Lot de bague 💍

Iza ilay tia manao peratra be iny? Sa tagueo anie namanao fan an’ireto😍

Lot iray tsy misaraka izy amin’ny sary ireto🥰
20.000ar🩷
Matière en alliage 🩷

Ps: tsisy taille fixe fa mifangaro izy rehetra dia misy ajustable vitsivitsy🩷

• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambanidia 🌸

Cerise😍🍒Gloss effet mouillé & baume à lèvres🩷Parfums cerise tsara be ity🥰Combo an’izy roa ireo 15.000ar🩷Mampa mandimandi...
12/05/2026

Cerise😍🍒

Gloss effet mouillé & baume à lèvres🩷
Parfums cerise tsara be ity🥰

Combo an’izy roa ireo 15.000ar🩷
Mampa mandimandina tsara ny molotra no sady manitra kely🥹🩷

Mp pour commander les filles🩷
• Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
• Récupération : près de Total Ambanidia 🌸

Address

Ambanidia
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pretty Things posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share