26/11/2025
Ensemble bleu marine stylé kely indray sady mora be😍🫐 15000ar ouiiiii tena 15000ar akiaaaa🥰!! Tissu coton sy elastice tsy manify ❤️ tonga dia contact et lieu ao @ Mp sao tara fa variana manoratra MP ao 😜 Manao livraison zahay n’aiza n’aiza mandoha frais miankina @ toerana misy anao fa tsy gratuit 😌☺️