Me Pass

Me Pass Inscription 📎
💸 https://i.mec.me/?c=nun3vrbm 💸

24/06/2026
Vérification :ME PASS 🌐 🛡️ K¥C: NY ZAVATRA 0BLIG∆T0IRE .Matetika isika no mifanontany hoe: "Nahoana no mbola tsy afaka m...
23/06/2026

Vérification :ME PASS 🌐

🛡️ K¥C: NY ZAVATRA 0BLIG∆T0IRE .

Matetika isika no mifanontany hoe: "Nahoana no mbola tsy afaka mandray ny vokatra (R£TR∆IT) aho?" na "Nahoana no mitsahatra ny dingana ataoko " na " nahoana no tsy mahazo ny πé©ompense sasany ao" ?"

Ny valiny matetika dia iray ihany: Ny fanamarinana na ny K¥C (Kn0w ¥our ©ustomer) no mbola tsy vita.

✨ NAHOANA NO TSY MAINTSY MANAO AZY ISIKA?
🔸 Fiarovana ny tombontsoa: Io no manamarina fa ianao tokoa no tompon'ny Compte, miaro anao amin'ny mety ho fisoIokiana izany ary koa itandremana ny double ©omptes.

🔸 Fankatoavana Officiel: Rehefa vita ny fanamarinana, dia misokatra ho anao ny "√erified Member", ahafahanao manao Staking , show E sy Unicorn...sns.

⚠️ NY RISIK∆ RAHA TSY MANAO AZY IANAO:

Mety ho voasakana ny vokatra efa nangoninao.( Tsy hafaka manao R£TR∆IT)

Tsy afaka misitraka ireo "Promotions" sy "Activité" vaovao.

Mety ho very maina ny ezaka sy ny fotoana laninao.

Torohevitra am-panetren-tena: Ataovy loha-laharana foana ny fanamarinana ny Compte (K¥C) alohan'ny dingana hafa. Ny fahamalinana anio no miantoka ny fahombiazana ampitso.

ME-PASS ( Vadin'asa tsara ho anao)1-Fa inona moa ny "Me pass" ?Ao fa ho azavaina fohifohy 😊Ny Me Pass dia Application ir...
23/06/2026

ME-PASS ( Vadin'asa tsara ho anao)

1-Fa inona moa ny "Me pass" ?

Ao fa ho azavaina fohifohy 😊

Ny Me Pass dia Application iray décentralisée izay hafaka mampiditra (MEC) aminao isan'andro ka hafaka avadika Ariar¥ rehefa mahatratra 0,1mec ary avy aminy alalan'ny hezaka izay vitanao no mahabetsaka izay azoanao ao!

Hafaka ataonao vadin'asa izy io ary tena azahoana raha fikirina tsara !

Iray amin'ireo karazana business en ligne maro samy hafa izy io ary tsy Magic fa mitaky fahazotoanao sy fitiavanao ahomby amin'ny sahatra en ligne !

2-Mora atao ve io Me pass io ?

Eny ! mora izy raha manaraka tsara ny fanazavana sy torolalana izay omenay ianao . Fa aza adino koa fa tsara ny manontany rehefa misy ny zavatra manahirana sy tsy azo raha te hivoatra ianao!

3-Fa inona avy ny zavatra ilaina raha te anomboka ny "Me Pass" ianao ?

Ny zavatra tena ilaina aminao dia ireto avy;

Matériel :
~ Téléphone
~ Connection internet
~ CIN
~ E-mail

Psychologie:
~ Fazotoana
~ Faharetana
~ Fianarana

Ho anao 'DÉBUTANT(E)' eo amin'ny sehatra en ligne :
"Tsy sarotra aminao ity raha te hanomboka ny fiserahana sy ny fandraharahana en ligne ianao (ato no hianaranao ny base amin'ny Marketing Digital (Satria resaka Affiliation no azahoana bebekokoa) raha olona mazoto ianao sy tia mianatra tsara)."

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Me Pass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share