Fiih Mod'elle

Fiih Mod'elle Tongasoa ato amin'ny page♥️
Aza misalasala manotany raha misy mahaliana anao ny page ntsika🥰🤗

Arrivage mamy kely🤗😍
16/11/2023

Arrivage mamy kely🤗😍

Iza daholo le mpakafy satroka   ato oh😍Mafana zao ny andro de mety amintsika tsara izy ty sady efa nampidinina be ny vid...
16/11/2023

Iza daholo le mpakafy satroka ato oh😍
Mafana zao ny andro de mety amintsika tsara izy ty sady efa nampidinina be ny vidiny❤️🥰.... couleur dispo Blanc🤍,Rouille🧡Jaune Moutarde💛, rouge❤️, bleu ciel💙, vert émeraude💚, noir🖤, Beige🤍Rose🌺...mbola milatsaka koa ny prix ho an'izay maka mihoatra ny 2🥰
ny commande ary💌

Iza daholo le mpakafy satroka   ato oh😍Mafana zao ny andro de mety amintsika tsara izy ty sady efa nampidinina be ny vid...
16/11/2023

Iza daholo le mpakafy satroka ato oh😍
Mafana zao ny andro de mety amintsika tsara izy ty sady efa nampidinina be ny vidiny❤️🥰.... couleur dispo Blanc, beige, jaune Moutarde, rouge, bleu, vert émeraude, noir😋...mbola milatsaka koa ny prix ho an'izay maka mihoatra ny 2♥️...alefaso ny commande ary😍

Salama ooh🤝Promotion lisseur marque Sonar sous cartons, alefa mora be♥️..., afaka hiasana tsara🤗...tsy mila brushing int...
03/04/2022

Salama ooh🤝
Promotion lisseur marque Sonar sous cartons, alefa mora be♥️..., afaka hiasana tsara🤗...tsy mila brushing intsony ary mety rehetra🥰, tsy atahorana hanimba volo koa noho izy plaque en céramique 😊...mp ny commande fa vitsy2 sisa ny stock ntsika an😍

29/03/2021
Miarahaba atsika rehetra!Ho antsika liana  sy haingo-trano dia misy vase be au coin vita avy , azo sasana tsara ary maza...
25/03/2021

Miarahaba atsika rehetra!
Ho antsika liana sy haingo-trano dia misy vase be au coin vita avy , azo sasana tsara ary mazaka orana ihany koa, tsy atahorana ho rovitra satri nokaliana tsara no sady mafy... mirary sao mahaliana atsika

Address

Antananarivo

Telephone

+261349165900

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiih Mod'elle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share