02/11/2025
🧼 SAVON au CURVUMA et au MIEL 🫚🍯
👉🏼Mitady savony mampitsahatra acné, manala tasy ary manome famirapiratana voajanahary ve ianao?
👉🏼Ity savony Curcuma & Tantely ity no vahaolana tonga lafatra ho an’ny hoditrao ✨
💛 Tombony lehibe:
🌼 Misy curcuma sy tantely – manampy amin’ny fanesorana acné, tasy maizina ary hyperpigmentation.
🧖♀️ Anti-inflammatoire & antibactérien – manadio lalina sy manampy amin’ny fanasitranana hoditra.
💧 Maharitra ela ary mety amin’ny karazana hoditra rehetra.
⚖️ 130 g – tsara kalitao, be ranony, mahavita ela!
🌞 Savony voajanahary hanomezana endrika mamirapiratra sy hoditra milamina.
🌿 Azo ampiasaina isan’andro, ho an’ny tarehy sy vatana.
Prix mora! 🥰
Manao livraison sy mandefa amin’ny faritra! 📦
Alefaso MP na miantso mivantana ny laharana 0341503908 ny commande tompoko! 😊