23/11/2021
Salama daholo 👋 "Mendrika Rayan" mo izay pejy efa nahazatra antsika teo aloa, dia izao vao tafaverina indray eto @ tontolo ny serasera noho ny occupation nisy kely teo aloa.
Na izan aza de mba nitondra voandalana hiany ny tenako 😊
🤤Veritable cuir izy ireo,
😍Ary vrai gomme
😉Qualité azo antoka tsara🤙
☹️tsy manana pointur bdb fa Eo @ 36 37 39 hiany "Ary vitsy tena vitsy kely"
Prix: Ezahana ho minimisé na araka izay tratra @ izao fiverenana izao 👊😉
😊 Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka ary anantona ao @ Mp na hiantso aviatrany ny 0329705845
Disponibe de 8h ah 16h
"Aza adino ny manaraka ny pejy tsika" Mr6 😊