Chez Tiah

Chez Tiah Parure de lit neuve

31/03/2026
07/02/2026

ASTUCE TENA TSOTRA KELY ITY ATOLOTRO AN AREO ANDROANY ITY , RAHA MISY PANDA NA MONY NA RIDE NY TAREHINAO VOKATRY NY SAKAFO NA TAREHY TSY NAROVANA TAMIN NY MASOANDRO DIA ITY NO ATAO

👉Vaseline 1 sotro kely afangaro amin ny tamotamo tapaky ny sotrokely , hosorana amin ny tarehy efa voasasa tamin ny savony ary atao isan kariva , lomana 15mn amin ny tarehy , aveo verenana sasana @ savon indray ny tarehinao
👉Tsara raha savon mifanaraka amin ny tarehinao no ampiasaina an

Izahay dia mivarotra ireo karazana savon mifanaraka amin ny tarehinao
: savon miel ,persil
:savon karite
: savon raketa
sy mety amin ny tarehy rehetra na peau sensible ihany koa
Tena mety ihany koa anefa raha no miaraka aminy , sady tsy mifidy tarehy

Tsy voatery zavatra lafo be foana vao afaka mikarakara sy manadio tarehy fa andramo fa ho hitanao ny vokany

22/01/2026
18/01/2026

🌿 ALAHADY ASTUCES NATUREL – MASQUE HO AN’NY TYPE DE PEAU TSIRAIRAY 🌿
Aleo mba hizara fahalalana kely tsika androany eee… satria samy manana ny hodiny ny tsirairay 💛
👇👇👇

🟡 Peau sèche
🥑 Masque avocat + tantely
👉 Afangaro tsara, apetaho 15–20 min
✨ Manome hydratation intense sy mampalefaka be

🟢 Peau grasse
🍋 Yaourt nature + ranom-boasary makirana kely
👉 10–15 min fotsiny
✨ Manadio pores sy mampihena menaka be loatra

🔵 Peau mixte
🍌 Akondro masaka + tantely
👉 Apetaho manontolo fa mifantoka amin’ny zone T
✨ Mandanjalanja sy manome éclat naturel

🟣 Peau sensible
🥒 Concombre voatetika na voakiky
👉 Apetaho mivantana
✨ Mampangatsiaka, mampitony ary manala irritation

🔴 Peau avec taches / teint terne
🥕 Carotte masaka voakiky + tantely
👉 15 min
✨ Manampy éclat sy manatsara loko hoditra

⚠️ Astuce Tatie Erica :
✔️ Ataovy 1–2 fois/semaine
✔️ Andramo kely aloha (test)
✔️ Ny naturel dia mitaky patience, fa tena mahasoa 🌱

💬 Raha nahasoa anao dia like, partage, ary abonne-toi fa mbola maro ny astuces ho avy 😍
📌 Girl’s Touch Erica – Fikarakarana hoditra amin’ny fitiavana 💛

18/01/2026

♥️RECETTE MAYONNAISE SANS ŒUF
Ity Ary Ilay niandrasantsika fa efa Mba tsaratsara aho dia hanolotra zava-tsoa ho anareo indray 🥰😍
Mayonnaise Végétal na mayonnaise tsy misy Atody..natao ho anao Raha toa ka tsy afaka mihinana Atody,na koa te hiova Kely indray .
Ireto no zavatra ilaina :
🔴Ronono 50ml
🔴Menaka 100ml
🔴Citron 1 sotro
🔴 Moutarde 1 sotro
🔴Afaka asianao fromage 3pcs
👉Raha asiana fromage dia mixena Kely aloha n'y Ronono sy fromage izay VAO araraka tsikelikely n'y Menaka
👉Raha tsy misy ,Tonga dia atao anaty mixeur n'y Ronono dia mixena araraka tsikelikely n'y Menaka tahaka ireny manao mayonnaise am Tanana ireny.
👉Rehefa matevina dia asiana an Ilay ranona citron 🍋,Sira,poivre,Tongolo gasy,moutarde.
👉Atao anaty bocal rehefa vita.
Dia mahazo mayonnaise Matsiro bé ianao 😋😋😋
Afaka atao amin'ny salade de pâte sns
Aza adino mi-abonnée ny page hanarahanao n'y zava-tsoa manaraka 😍🥰
Mentionneo ny namana �🥰
Mankasitraka tompoko 🙏

18/01/2026

RAHA VERY NY TÉLÉPHONE.
Ireo tokony ho fantatra🇲🇬❤️

🔴 ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny téléphone 📱

1- DIENY IZAO :

- Mila alainao ary tehirizinao ny CODE IMEI (Identification Mobile Equipement International) ny telephone anao.

- Misy an'io avokoa ny téléphone rehetra 📱

Izao dia ampidiro ny * #06 # afahanao mijery azy (miseho hoazy ny CODE IMEI, izay miisa 15 rehefa vita ny fampidirana an'io bundle voalaza eo ambony io)

- Tehirizo tsara izany fa io no ahafahana mijery sy manaraka ny findainao raha sanatria very..

2- RAHA SANATRIA KOSA VERY NY TELEPHONE:

a- Alefanao amin'ity adiresy mailaka ity ilay numero IMEI : [email protected]

b- Ampiarahanao amin'ireto fampafantarana momba anao ireto

Votre nom:_________________________

Adresse:___________________________

Modèle de ttéléphone ______________

Objet:______________________________

Dernier utilisé No. :_________________

E-mail pour la communication: _____

Date manquée: ____________________

Numéro IMEI: _____________________

c- Afaka 24 ora aorian'ny handefasanao ireo dia tonga ao amin'ny adiresy mailaka anao ''ny toerana misy io téléphone io miaraka amin'ny numero n'ny puce mampiasa azy''

d- Io information omena anao io (toerana sy numeron'ny mpampiasa azy) no omenao ny polisy na andehananao mijery ny téléphone nao.

Mba zarao ary sao mety hanampy ny hafa merci 🙏🇲🇬❤️

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavan-tsoa isanandro ianao 👇

15/01/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Tiah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share