A 2 PAS

A 2 PAS - Des chaussures de marques et authentiques
- Des chaussures du dernier cri
- Des chaussures diversif

‼️ALL STAR CHUCK TAYLOR BASSE NOIRE‼️ #20.000 Ar seulement 😍🙈Pt : 36-37-38-39-40Dans la limite des stocks ❌
17/04/2023

‼️ALL STAR CHUCK TAYLOR BASSE NOIRE‼️
#20.000 Ar seulement 😍🙈

Pt : 36-37-38-39-40

Dans la limite des stocks ❌

Jordan 4 , arrivage mangotraka be ato aminay. Manao livraison hiany ko hoany ze tsy afaka mande boutique, tsy miova ny b...
07/02/2023

Jordan 4 , arrivage mangotraka be ato aminay.
Manao livraison hiany ko hoany ze tsy afaka mande boutique, tsy miova ny boutique antsika fa ao amin'ny galerie feima box 016. Prix 70.000ar fotsiny

Salama eee 🫶🫶🔥🎁 FIZARANA EEE 🎁🔥Noely izany dia fetin'ny fanomezana ihany koa 😉Tsy vitan'ny hoe misy fihenam-bidy ny vidi...
21/12/2022

Salama eee 🫶🫶

🔥🎁 FIZARANA EEE 🎁🔥

Noely izany dia fetin'ny fanomezana ihany koa 😉
Tsy vitan'ny hoe misy fihenam-bidy ny vidin'ny kiraro eny amin'ny boutique fa izara aminareo ihany koa izahay eto 🫶🎈

Ny fomba fandraisana anjara an :
- Asiana J'aime ny page
- Teneno ny namanao 10 mba iaraka ilalao aminao ihany koa
- Partagena en mode public ity lalao ity

Alefa ary eee 🔥🎁🫶

🧑 : Atonona tsara ve?😄: Oui maman ann🧑: Ao jereko hoe, tsy tery ann, sode afaka 1 mois de tsy anaovan 🧐🧐😄:Tena mety tsar...
20/11/2022

🧑 : Atonona tsara ve?
😄: Oui maman ann
🧑: Ao jereko hoe, tsy tery ann, sode afaka 1 mois de tsy anaovan 🧐🧐
😄:Tena mety tsara ka 👍👍
😂😂😂 Tongava fa misy isadifidianana sy pt isan-karazany mihitsy aty eee

📢 PROMOTION MIAVAKA📢Hoan'ny zoma sy sabotsy, izany hoe midina avokoa ny vidin'ny kirarontsika amin'ireo andro ireo, koa ...
10/11/2022

📢 PROMOTION MIAVAKA📢

Hoan'ny zoma sy sabotsy, izany hoe midina avokoa ny vidin'ny kirarontsika amin'ireo andro ireo, koa aza misalasala ary manantona ny boutique .
Ity AF1 en cuir avec chaîne hitantsika amin'ny sary ity Zao dia jifaitsika amin'ny vidiny 95000ar fotsiny amin'ireo andro ireo ihany😍.
Fa Zao misy code promo isika aminio ka izay rehetra miteny io code promo io de mahazo fihenambidy avokoa amin'ny kiraro rehetra😍

🏘️Galerie Feima Analakely 016

03/11/2022

Ity ilay valiny Lalaontsika 😊
Arabaina I fa ianao tsara vitana 💚

❤️🔥 L A L A O.   M A F A N A 🔥❤️Elaela isika tsy nilalao dia andao arany eeHisy Promotions be ato amin'ny A 2 PAS amin'n...
20/10/2022

❤️🔥 L A L A O. M A F A N A 🔥❤️

Elaela isika tsy nilalao dia andao arany ee
Hisy Promotions be ato amin'ny A 2 PAS amin'ny SAMEDI 22 OCTOBRE 2022 , ihidina daholo ny vidin'ny kiraro fa hisy arrivages marobe ho avy an 💯😎.

- Asio J'aime ny page
- Tagueo ary ilay namanao 8 dia lazao izy hoe " Promotions be amin'ny Sabotsy "
-Aza adino ny mi-partage ity publication ity eo amin'ny Mur anao an.

Alefaso ary eeee

17/10/2022

🔥💯 A O N A ANNNNNNN 💯🔥
Iza daholo ilay mitady hoe Qualités tsara 😎
Ilay mila ilay tena hoe mateza amin'ny vidiny mora? ❤️
Efa ho avy ny ARRIVAGES arany ee 😉 sady tonga dia amin'ilay milay be.
Inona izao ny kiraro tena endrasanareo?

💯 NIKE SB 💯  #60.000 AriaryPt : 36-37-38-39-40De très haute qualitésPlusieurs couleurs disponibles 😎📞+261341264227🏢 Gale...
11/10/2022

💯 NIKE SB 💯 #60.000 Ariary
Pt : 36-37-38-39-40
De très haute qualités
Plusieurs couleurs disponibles 😎

📞+261341264227
🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabearivelo

💢 AIR JORDAN 4 RETRO BRED 💢 #105.000AriaryPt : 40-41-42-43-44🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabearivelo📞 +26134126...
01/10/2022

💢 AIR JORDAN 4 RETRO BRED 💢
#105.000Ariary
Pt : 40-41-42-43-44

🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabearivelo
📞 +261341264227

💥 AIR JORDAN 4 RETRO METALLIC BLUE💥 #105.000 AriaryPt : 36-37-38-39-40-41-42🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabeari...
01/10/2022

💥 AIR JORDAN 4 RETRO METALLIC BLUE💥
#105.000 Ariary
Pt : 36-37-38-39-40-41-42

🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabearivelo
📞 +261341264227

💯 AIR JORDAN 4 RETRO PANAME 💯105.000 AriaryPt : 36-37-38-39-40-41-42🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabearivelo📞 +2...
01/10/2022

💯 AIR JORDAN 4 RETRO PANAME 💯
105.000 Ariary
Pt : 36-37-38-39-40-41-42

🏢 Galerie FEIMA Analakely en face JJ Rabearivelo
📞 +261341274227

Address

Galerie FEIMA Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:30 - 16:30
Saturday 08:30 - 16:30

Telephone

+261341264227

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A 2 PAS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share