Kintana Fitia

Kintana Fitia 💪👉Continuer d'être la meilleure 👈💪

🍀 Miarahaba daholo 🥰Androany aho dia nisafidy hizara zavatra mahasoa kely 🤗1️⃣ Maro be ireo tanora no miaina ny atao hoe...
21/08/2025

🍀 Miarahaba daholo 🥰

Androany aho dia nisafidy hizara zavatra mahasoa kely 🤗

1️⃣ Maro be ireo tanora no miaina ny atao hoe "Crise existentielle ", tsy experte aho na Psychologue ou Psychiatre fa tanora tsotra ihany dia vonona hizara zay kely takatro mba hanampiana ireo namana rehetra.

2️⃣ Hizara technique tsotsotra amina " Gestion de Budget " facile koa aho ho an ireo tanora na tokatrano sahirana amin ' izany. Amin'ny maha gestionnaire no mahatonga ahy mizara eto.

3️⃣ Afaka manampy koa aho ho an'ireo tanora manana petit projet nefa tsy hainy hoe ahona no hanatanterahana azy.( Petit projet aloha, fa ny grand projet miainga amin ny kely fona no tsara indrindra afahana mahita ny sakana mba tsy hisian'ny perte goavana )

4️⃣ Mbola maro be ireo fizarana fa santionany ireo. Manasa anareo hanaraka ny pejy sy hizara ho an'ireo namana ihany koa 🥰

🍀 Fiandohana izao ary tsy hijanona isika rah tsy tonga aminy ambony indrindra.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kintana Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share