Muscle Apparel Mdg

Muscle Apparel Mdg "Tsy misy ny lafatra fa izay mahakolokolo ny vatany no atao hoe tsara noho izany ndao hiakanjo tsara haneho fa tsara isika... "

24/04/2026
Hey ๐Ÿ‘‹Hatramin'ny volana Janoary hatramin'izao nanao ahoana ny ezaka ? efa nisy vokany vรฉ?  ๐Ÿ˜Efa vonona indreto indray ar...
21/04/2026

Hey ๐Ÿ‘‹

Hatramin'ny volana Janoary hatramin'izao nanao ahoana ny ezaka ? efa nisy vokany vรฉ? ๐Ÿ˜

Efa vonona indreto indray ary ilay Short 2en1 hanehoana ny ร‰volution hitanao hatramin'izay ary mampibiaka ny vatanao, maneho ilay forme tsara be....

Na izany aza tsy hoe akory ho an'ny mpikotrana ihany fa izay te hanao azy dia afaka manao daholo an ๐Ÿ˜

๐’๐ก๐จ๐ซ๐ญ ๐ข๐ค๐š๐ฅ๐š ๐ฆ๐ž๐ฏ๐š

๐Ÿ”น2en1 ( short roa 2 fa mitambatra ho iray...)

๐Ÿ”นMisy poche Secret anatiny afaka asiana finday sy izay zavatra tiana ho afenina ao anatiny...

๐Ÿ”นAfaka ho entina mikotrana, mandehandeha, manao foot, basket-ball...

๐Ÿ”นMihenjana tsara...

๐Ÿ”นMisy Loko azo hisafidianana ( Noire, rouge, vert , rose...)

๐Ÿ”นTaille : S / M / L / XL

๐Ÿ’ฐ Prix : 19 000ar
โ˜Ž Tรฉl : 033 40 557 03 / 038 91 091 56

๐Ÿšฒ Livraison : Manatitra manerana an'Antananarivo ary mandefa manerana ny faritra rehetra...

Hey โœ‹ Tonga indray ity ny arrivage Short double hoan'ilay niandry azy  an โ˜บ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ                 ๐’๐ก๐จ๐ซ๐ญ ๐Œ๐ฎ๐ฌ๐œ๐ฅ๐ž ๐€๐ฉ๐ฉ๐š๐ซ๐ž๐ฅ ๐Œ๐๐   ...
18/04/2026

Hey โœ‹
Tonga indray ity ny arrivage Short double hoan'ilay niandry azy an โ˜บ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


๐’๐ก๐จ๐ซ๐ญ ๐Œ๐ฎ๐ฌ๐œ๐ฅ๐ž ๐€๐ฉ๐ฉ๐š๐ซ๐ž๐ฅ ๐Œ๐๐  :

๐Ÿ”นShort 2Ton 2en1

๐Ÿ”นPoche fermeture izay tsy manary mihitsy...

๐Ÿ”นMisy anatiny ary misy "poches secret" afaka hasiana finday rehefa mandehandeha ary afaka asiana vola ihany koa an...

๐Ÿ”นAfaka ho entina mikotrana , ho entina mandehandeha, manao foot ,rugby...

Couleur : Bleu marine | Gris | Vert armรฉ | Rouge

Taille : M / L / XL / 2XL

Prix ๐Ÿ’ฐ : 29 000ar
Tรฉl โ˜Ž : 033 40 557 03

Livraison : Mandefa manerana an'i Madagasikara๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


" ๐“ฃ๐“ผ๐”‚ ๐“ถ๐“ฒ๐“ผ๐”‚ ๐“ท๐”‚ ๐“ฝ๐“ธ๐“ท๐“ฐ๐“ช ๐“ต๐“ช๐“ฏ๐“ช๐“ฝ๐“ป๐“ช ๐“ฏ๐“ช ๐“ฒ๐”ƒ๐“ช๐”‚ ๐“ถ๐“ช๐“ฑ๐“ช๐“ด๐“ธ๐“ต๐“ธ๐“ด๐“ธ๐“ด๐“ธ ๐“ฟ๐“ช๐“ฝ๐“ช๐“ท๐“ช ๐“ฑ๐“ช๐“ฏ๐“ช ๐“ฒ๐“ฑ๐“ช๐“ท๐”‚ "

Kotrana andro mafana ka manala akanjo n'y hiafarana ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
30/03/2026

Kotrana andro mafana ka manala akanjo n'y hiafarana ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Hey ๐Ÿ‘‹Ity ary ilay vokatra vaovao izay nandrasanao ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ‹๏ธโ€โ™‚๏ธ Ho anao mpanao fanatanjahantena, na tia mibikabika sy maneho ...
04/03/2026

Hey ๐Ÿ‘‹

Ity ary ilay vokatra vaovao izay nandrasanao ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ‹๏ธโ€โ™‚๏ธ Ho anao mpanao fanatanjahantena, na tia mibikabika sy maneho style aminโ€™ny SNSโ€ฆ

Efa vonona ve ianao hanandratra ny bikanao ?

๐Ÿ”ฅ Indro atolotra ho anao: Dรฉbardeur ร  capuche โ€“ Muscle Apparel Mdg

๐Ÿ”ธ Modรจle : ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐๐€๐๐€

๐Ÿ”ธ Tissus : Coton 100% | 180g | Kalitao avo

๐Ÿ”ธ Capuchon manampy style sy confort

๐Ÿ”ธ Couleur : Noir | Rouge | Gris | Bleu marine

๐Ÿ”ธ Taille : M / L / XL / XXL

๐Ÿ’ฐ Prix : 27 000Ar

๐Ÿšฒ Livraison : Manatitra manerana anโ€™Antananarivo ary mandefa any aminโ€™ny faritra rehetra eto Madagasikara.

Tรฉl โ˜Ž : 038 09 986 99 - 033 40 557 03

โœจ Style. Confort. Performance.

"Tsy misy ny lafatra fa izay mahakolokolo no manana ny tsara... "

Hey ๐Ÿคšโš ๏ธ Stockage farany alohanโ€™ny arrivage vaovao!Raha mbola tsy nahazo ianao dia izao no fotoana โณ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ธ๐Œ๐Ž๐ƒ๐„๐‹ ๐Ÿฎ   : ๐‹๐š๐ก๐ข๐ฆ๐š๐ญ...
02/03/2026

Hey ๐Ÿคš

โš ๏ธ Stockage farany alohanโ€™ny arrivage vaovao!
Raha mbola tsy nahazo ianao dia izao no fotoana โณ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ธ๐Œ๐Ž๐ƒ๐„๐‹ ๐Ÿฎ : ๐‹๐š๐ก๐ข๐ฆ๐š๐ญ๐จ๐š

โœ” Style 2 en 1 manome look sportif & moderne
โœ” Poche fermeture โ€“ tsy matahotra finday hianjera
โœ” Poche secret anatiny โ€“ vola sy tรฉlรฉphone voaaro tsara.
โœ” Couleurs : Rouge | Gris | Bleu marine
โœ” Tailles : M / L / XL / XXL

๐Ÿ‘‰ Tsy style fotsiny fa fiarovana sy confort koa.

๐๐ซ๐ข๐ฑ ๐Ÿ’ฐ: ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐š๐ซ

๐Ÿ”ธ๐Œ๐Ž๐ƒ๐„๐‹ ๐Ÿฎ : ๐‹๐ž๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š โ€“ 28 000 Ar

โœ” Style 2 bande transfert manintona maso
โœ” Poche fermeture โ€“ voaaro tsara ny entana
โœ” Tissu qualitรฉ โ€“ mahazo aina, mateza
โœ” Couleurs : Rouge | Vert armรฉ | Bleu marine | Gris foncรฉ
โœ” Tailles : M / L / XL / XXL

๐Ÿ‘‰ Tonga lafatra ho anโ€™ny fanatanjahantena, foot, balade, na style andavanandro.

๐๐ซ๐ข๐ฑ ๐Ÿ’ฐ : ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐š๐ซ

โš ๏ธ Vitsy sisa! Aza miandry fa sao tara.

Tรฉl โ˜Ž: 038 09 986 99 / 033 40 557 03

Lieu ๐Ÿ  : Antananarivo

Livraison๐Ÿšฒ : Livraison Antananarivo & manerana anโ€™i Madagasikara


"Tsy misy ny lafatra fa izay mahakolokolo no manana ny tsara..."

Efa vita indray ity ilay nandrasana fa miandry azy hivoaka isika e๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜    Tsy misy ny lafatra fa izay mahakolokolo no man...
20/02/2026

Efa vita indray ity ilay nandrasana fa miandry azy hivoaka isika e๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Tsy misy ny lafatra fa izay mahakolokolo no manana ny tsara...

15/02/2026
Miarahaba an'ilay tafiditra รด ๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„
14/02/2026

Miarahaba an'ilay tafiditra รด ๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„

Hey ๐Ÿ‘‹Hanomboka amin'izay sa hiandry volana manaraka indray vao andeha hikotrana e ?  ๐Ÿ˜Raha efa vonona dia indreto indray...
11/02/2026

Hey ๐Ÿ‘‹

Hanomboka amin'izay sa hiandry volana manaraka indray vao andeha hikotrana e ? ๐Ÿ˜

Raha efa vonona dia indreto indray ary ny model vaovao be mampibiaka ny vatanao, maneho ilay forme tsara be iny....
Tsy hoe akory ho an'ny mpikotrana ihany fa izay te hanao azy dia afaka manao daholo an ๐Ÿ˜

๐’๐ก๐จ๐ซ๐ญ ๐ข๐ค๐š๐ฅ๐š ๐ฆ๐ž๐ฏ๐š

๐Ÿ”น2en1 ( short roa 2 fa mitambatra ho iray...)

๐Ÿ”นMisy poche Secret anatiny afaka asiana finday sy izay zavatra tiana ho afenina ao anatiny...

๐Ÿ”นAfaka ho entina mikotrana, mandehandeha, manao foot, basket-ball...

๐Ÿ”นMihenjana tsara...

๐Ÿ”นMisy Loko azo hisafidianana ( Noire, rouge, vert , bleu marine, rose...)

๐Ÿ”นTaille : S / M / L / XL

๐Ÿ’ฐ Prix : 19 000ar
โ˜Ž Tรฉl : 033 40 557 03 / 038 91 091 56

๐Ÿšฒ Livraison : Manatitra manerana an'Antananarivo ary mandefa manerana ny faritra rehetra...

Hey ๐Ÿ‘‹โณ Efa kely sisa ny stock ho anโ€™izay mbola tsy nahazo!Aza miandry ela fa sao tara indray ๐Ÿ˜‰Ataovy miavaka ny fanomeza...
11/02/2026

Hey ๐Ÿ‘‹

โณ Efa kely sisa ny stock ho anโ€™izay mbola tsy nahazo!
Aza miandry ela fa sao tara indray ๐Ÿ˜‰
Ataovy miavaka ny fanomezana atolotrao ho anโ€™ilay malalanao โค๏ธ
Modรจle : ๐‹๐ž๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š

๐Ÿ”น Tissu : Coton non grattรฉ 240g โ€“ matevina, kalitao tsara, maivana

๐Ÿ”น Poche misy fermeture

๐Ÿ”น Couleur : Noir / Gris / Rouge / Vert / Bleu

๐Ÿ”น Taille : M / L / XL / XXL

๐Ÿ’ฐ Prix : 28 000 Ar
๐Ÿ“ Lieu : Tana
๐Ÿ“ž Tel : 038 09 986 99 / 033 40 557 03

๐Ÿšฒ Manatitra manerana anโ€™Antananarivo
๐Ÿ“ฆ Mandefa ho any aminโ€™ny faritra rehetra eto Madagasikara

๐Ÿ‘‰Koa raha te hanolotra fanomezana manaitra sy kalitao ho azy ianao, dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso anay fa
Vonona hanome anao ny tsara indrindra izahay ho anao ๐Ÿ™


"Tsy misy ny lafatra fa izay mahakolokolo no manana ny tsara..."

Address

Antananarivo
002

Telephone

+261380998699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Muscle Apparel Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Muscle Apparel Mdg:

Share