Ets Arti Shop

Ets Arti Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ets Arti Shop, Wholesale & Supply Store, Anjanahary, Antananarivo.

🌺 Bienvenu sur la page
🛑 Vente des divers articles de

✅ vetêment
✅ chaussure
✅ bijoux
✅ article de cadeau
✅ décoration maison
✅ article de bébé

18/08/2026

Rehefa mba ho hanao récupération ré ianareo dia mba tongava fa mihitsoka fotsiny ilay entana à, azafdy indrindra 🙏

Ballerine pour petite princesse Mahafatifaty anie izany marina mafy e 🥰 De marque 038 45 191 63 35.000ar
10/08/2026

Ballerine pour petite princesse
Mahafatifaty anie izany marina mafy e 🥰

De marque

038 45 191 63

35.000ar

Woaouuhhh... 👠👜👗Mode importé tsara be mihitsy ry malala isany à. Tena hoe très très class - Chic - élégante 🥰🥰 Dispo de ...
09/08/2026

Woaouuhhh... 👠👜👗

Mode importé tsara
be mihitsy ry malala isany à.

Tena hoe très très class - Chic - élégante 🥰🥰

Dispo de suite ny entana .
efa ao anaty sary ny Pointure sy ny taille 👌

📲 038 45 191 63
🛵 livraison partout à Madagascar




❌️❌️❌️ ENSEMBLE RALPH 3 PIECES ( Chemise - Body - pantalon ) ✅️ tissu de qualité ✅️ importé ✅️  couleur : jaune - rose -...
06/08/2026

❌️❌️❌️ ENSEMBLE RALPH 3 PIECES ( Chemise - Body - pantalon )

✅️ tissu de qualité
✅️ importé
✅️ couleur : jaune - rose - bleu ciel
✅️ taille M - L

📲 038 45 191 63
🛵 livraison partout à Madagascar

Maivana - Tsara - Mihaja

MIEL DE PALISSANDRE ET BAOBABTANTELY PURE 20.000AR litre 038 45 191 63
05/08/2026

MIEL DE PALISSANDRE ET BAOBAB

TANTELY PURE

20.000AR litre

038 45 191 63

🔹 MÉLANGEUR INDUSTRIEL  ℹ️Kalitao sy Hery ho an'ny Famokaranao!Mitady milina fampifangaroana mahomby ho an'ny orinasa na...
03/08/2026

🔹 MÉLANGEUR INDUSTRIEL ℹ️

Kalitao sy Hery ho an'ny Famokaranao!
Mitady milina fampifangaroana mahomby ho an'ny orinasa na atrikasa famokarana ve ianao?

Ny Mélangeur Industriel no vahaolana tonga lafatra hanatsarana ny kalitaon'ny vokatrao sy hampitombo ny fahombiazan'ny famokarana.

✅ Alimentation : 220V Monophasé – Mora ampiasaina, tsy mila courant triphasé.
✅ Capacité : 50 Litres – Mety amin'ny famokarana madinika sy salantsalany.
✅ Moteur matanjaka – Miantoka fangaro mitovy sy haingana.
✅ Structure matanjaka sy maharitra – Natao hahazaka fampiasana andavanandro.
✅ Mora ampiasaina sy mora karakaraina.

🔹 Azo ampiasaina amin'ny:
🥛 Yaourt sy vokatra avy amin'ny ronono
🧀 Fromage fondu sy crème
🥤 Jus sy zava-pisotro
🧴 Savony sy produits artisanaux
🍯 Tantely sy vokatra hafa mila fampifangaroana

NDAO ARY ➡️➡️
💼 Ampitomboy ny vokatrao, ahena ny fotoana lany amin'ny asa, ary ataovy matihanina kokoa ny famokaranao.

Info 📲 038 45 191 63

Visible : NOSIBE ANTANANARIVO

Mélangeur


❎️ CONGELATEUR VITRÉ ❎️ ✅️ ICESTREAM 195L ✅️ NEUF AVEC FACTURE  ✅️ VISIBLE A MANDROSEZAA VENDRE POUR CHANGEMENT DU PROJE...
01/08/2026

❎️ CONGELATEUR VITRÉ ❎️

✅️ ICESTREAM 195L
✅️ NEUF AVEC FACTURE
✅️ VISIBLE A MANDROSEZA

A VENDRE POUR CHANGEMENT DU PROJET .

📲 038 45 191 63
🛵 LIVRAISON PARTOUT A MADA

🌿 FRIGO VITRE ✅️❎️ Très très bon état ❎️ ICESTREAM📲 038 45 191 63
31/07/2026

🌿 FRIGO VITRE ✅️

❎️ Très très bon état
❎️ ICESTREAM

📲 038 45 191 63

31/07/2026

🗣️ MANANGANA SA MANDRAVA?

Ny teny aloaky ny vavantsika dia manana hery lehibe.

Mety hanangana olona iray ny teny feno fampaherezana, fitiavana ary fanantenana.
Fa mety handrava koa ny teny feno -baraka, , na .

Indraindray, teny iray monja dia mety:

✨ hampiverina ny fahatokisan-tenan’ny olona iray,
✨ hampisy fanantenana,
✨ hampahery olona iray tsy te-hanohy intsony,
nefa teny iray ihany koa dia mety hampalahelo sy hampisy ratra lalina.

Noho izany, mieritrereta alohan’ny hitenenana.

Anontanio ny tenanao hoe:
👉 Hanangana sa handrava ilay olona hoteneniko ve izao teny izao?

Tsy midika izany hoe tsy tokony hiteny ny marina.
Fa ny marina dia azo tenenina amin’ny fomba manangana, fa tsy voatery handrava.

💙 Safidio ireo teny lazainao, satria tsy haintsika foana ny halalin’ny fiantraikany amin’ny olona iray.

🗣 Avadibao impito ny lela vao miteny 👌




Ireto ary ny équipement médical ho anareo izay mitady .Efa eny amin ny sary tsirairay ny momba azy. 📲 038 45 191 63
27/07/2026

Ireto ary ny équipement médical ho anareo izay mitady .

Efa eny amin ny sary tsirairay ny momba azy.

📲 038 45 191 63

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ets Arti Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share