Anjara mode

Anjara mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anjara mode, Shopping & retail, Ambohimangakely, Antananarivo.

Coloration by Anj'art beauté 💜Et oui 💜Efa Miverina madray coloration zay ♥️ mp pour RDVContact❌0343463301❌
21/05/2025

Coloration by Anj'art beauté 💜
Et oui 💜Efa Miverina madray coloration zay ♥️ mp pour RDV
Contact❌0343463301❌

Coucou 👋👉Efa be dia be nareo niandry sy manotany fa  misokatra izahay ny Dimanche 24 Sy lundi 25 🎄 Na izany aza zao dia ...
21/12/2023

Coucou 👋
👉Efa be dia be nareo niandry sy manotany fa misokatra izahay ny Dimanche 24 Sy lundi 25 🎄 Na izany aza zao dia efa atomboy ny fahamanjana 😘
👉Na anao Makeup, Brushing, Onglerie , Coloration , Soin Botox , Manucure et pédicure dia tongava Maro 😍
🏠 Anj'art beauté soavimasoandro Mahatony akaiky ny fegonana RHEMA
Afak manao réservation iany koa
0343463301

16/09/2023

Direct dans 15min 👟 kiraron'ankizy manomboka 5.000ar atramin 'ny 20.000ar
Araho atramin'ny farany fa misy jeux ao 😍

16/09/2023

Noho ny connexion internet miraikitra be dia aemotra ny direct atsika

16/09/2023

En direct dans 1 heure o 🥳🥳

👟  Coucou 👋Rapitso Asabotsy  10h maraina ny fotoana en direct  page oooo  🥳B***e frip tennis Ankizy vo ho vakina mintsy ...
15/09/2023

👟 Coucou 👋
Rapitso Asabotsy 10h maraina ny fotoana en direct page oooo 🥳
B***e frip tennis Ankizy vo ho vakina mintsy an 😍
👟2ans a 13 ans 🥾
Manoboka 5000Ar a 30.000Ar monja fotsiny 🤫
Rapitso zany a 10h maraina en direct ny vente tsika 🥾👢
Sady misy jeux hiarahana Anj'Art beauté 🥰

Noho ny antony manokana dia tsy misokatra ny Anj'Art beauté ny asabotsy 02 septembre ka atr@ny 05 septembre misokatra ko...
02/09/2023

Noho ny antony manokana dia tsy misokatra ny Anj'Art beauté ny asabotsy 02 septembre ka atr@ny 05 septembre misokatra kosa zay manoboka ny Mercredi 06 septembre
Maneho ny fialatsiny indrindra tompoko
Misokatra manoboka 8h maraina ny Anj'Art beauté ka atr@ny 18h
Nisokatra ny Alahady maraina hiany koa sur RDV ny Alahady 💇
Tongava mikarakara tarehy sy volo 💆
👉 Brushing /Steam styler 💥 5000Ar 💥tsy miova io prix io an ❤️( na volo lava na fohy )
👉 Make-up 💥10.000Ar 💥
👉 Gommage 💥5000Ar 💥
👉 Soins de vissage 💥 5000Ar💥
👉 Pose vernis permanent 💥5000Ar 💥
Lieu : soavimasoandro Mahatony akaiky ny fegonana RHEMA
Tel :0343463301

Misokatra manoboka  8h maraina  ny Anj'Art beauté ka atr@ny 18hNisokatra ny Alahady maraina hiany koa sur RDV ny Alahady...
02/08/2023

Misokatra manoboka 8h maraina ny Anj'Art beauté ka atr@ny 18h
Nisokatra ny Alahady maraina hiany koa sur RDV ny Alahady 💇
Tongava mikarakara tarehy sy volo 💆
👉 Brushing /Steam styler 💥 5000Ar 💥tsy miova io prix io an ❤️( na volo lava na fohy )
👉 Make-up 💥10.000Ar 💥
👉 Gommage 💥5000Ar 💥
👉 Soins de vissage 💥 5000Ar💥
👉 Pose vernis permanent 💥5000Ar 💥
Lieu : soavimasoandro Mahatony akaiky ny fegonana RHEMA
Tel :0343463301

Anjara cosmétiques Bio 👋Vokatra vaovao 🔥crème cire d'abeille 🔥Huile de repousse +crème cire d'abeille 👉 Mapaniry ny volo...
26/07/2023

Anjara cosmétiques Bio 👋
Vokatra vaovao 🔥crème cire d'abeille 🔥
Huile de repousse +crème cire d'abeille
👉 Mapaniry ny volo mihintsana
👉 Mapaniry haiganana ho anao te ho lava volo
👉Mitsabo ny volo vakivaky na tapaka
☑️cire d'abeille :3000Ar 25ml
☑️ Huile de repousse :8000Ar 50ml
Raha maka anizy roa enao dia 10.000Ar monja
Point de vente soavimasoandro Mahatony
Contact :0343463301

Misokatra manoboka  8h maraina  ny Anj'Art beauté ka atr@ny 18hNisokatra ny Alahady maraina hiany koa sur RDV ny Alahady...
19/07/2023

Misokatra manoboka 8h maraina ny Anj'Art beauté ka atr@ny 18h
Nisokatra ny Alahady maraina hiany koa sur RDV ny Alahady 💇
Tongava mikarakara tarehy sy volo 💆
👉 Brushing /Steam styler 💥 5000Ar 💥( na volo lava na fohy )
👉 Make-up 💥10.000Ar 💥
👉 Gommage 💥5000Ar 💥
👉 Soins de vissage 💥 5000Ar💥
👉 Pose vernis permanent 💥5000Ar 💥
Lieu : soavimasoandro Mahatony akaiky ny fegonana RHEMA
Tel :0343463301

Carte de fidélité Saviez vous que votre fidélité est récompensé chez Anj'Art beauté ? A chaque passage en caisse , la ca...
18/07/2023

Carte de fidélité
Saviez vous que votre fidélité est récompensé chez Anj'Art beauté ?
A chaque passage en caisse , la carte se remplit
Un rendez vous =1 point
Au dixième rendez vous vous bénéficiez une prestation gratuite faites a ce jour ❤️
C'est une certaine façon de vous remercier de votre fidélité 🙏

Hello 👋 Efa misokatrany Anj'Art beauté 💇Izay tonga Manoboka androany ka atr@ny Sabotsy dia mahazo Carte de fidélité 😍Mar...
17/07/2023

Hello 👋
Efa misokatrany Anj'Art beauté 💇
Izay tonga Manoboka androany ka atr@ny Sabotsy dia mahazo Carte de fidélité 😍
Marihiko hatrany fa 💥5000Ar💥 ny manao volo ato na volo lava na fohy ny pause vernis 💥5000Ar💥 💅 tongava Maro fa tss otrizany tsony 🏃🏃
Soavimasoandro Mahatony no misy anay contact :0343463301

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anjara mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share