E-tsenao MG

E-tsenao MG E-tsenao MG | Votre boutique en ligne des tendances à Madagascar. 🇲🇬 Vêtements, accessoires stylés et articles divers : toutes les nouveautés sont ici !

A méditer 🥲
12/01/2026

A méditer 🥲

Tsy mialona aho an…

Fa mba mametra-panontaniana fotsiny aho hoe: ahoana ary no 27 millions de vues ny an’ity zandrikely avy any itaosy ity? (Efa nosoloina moa ny sary nohon’ny fangatahany)
dia ny formation gratuite momban’ny entrepreneuriat nozaraiko t@herinandro tsy 1/4 an’izay akory?

Misy amis ako izay ato@ fb ato: « savant-chercheur» izy: namoaka voka-pikarohana momban’ny "alkaline à Madagascar" izy t@ herinandro tao amin’ny pejiny= 157 vues, nefa dia recherche nandritran’ny 3taona io navoakany tao io.

Namoaka koa izy valina recherche momban’ny herinaratra azo avy amin’ny ranomasina 4taona lasa izay = 214vues, 26jaimes, (izahay namany ihany no mba nanao jaime an’ilay izy tao)

Manana namana mpampianatra any amin’ny université aho; rehefa nitantara ny professeur iray dia hoy izy:

« Ratsimba ah, rehefa mi-partage zavatra intélligent za dia tsy azon’ny olona angamba ilay izy, fa nanandrana nampandihy doudousy aho tao tonga dia lasa be dia be ny ni’partage an’ilay izy » hoy izy.

Olona mitaingina kisoa no hampaherezin’ny olona kokoa nohon’ny mpampianatra mpikaroka namoaka voka-pikarohana amam-polo-taona.

Raha teraka t@ vaninandro ohatran’izao Albert Einstein sy Isaac Newton dia sûr tanteraka aho fa tsy nisy niraharaha zareo.

Mba asio ny « conclusion anao » hoe: ao anaty commentaire svpl 👇👇👇

Sad très chic disponible de suite45.000ariary seulement ☺️Stock très limité Commandez le vôtre maintenant ☺️
07/01/2026

Sad très chic disponible de suite
45.000ariary seulement ☺️
Stock très limité
Commandez le vôtre maintenant ☺️

🔥 NOUVEL ARRIVAGE 🔥Chaussures slingback élégantes à talon bloc 💼👠 à seulement 60.000ariary 💫👉 Confortables👉 Stylées👉 Fac...
04/01/2026

🔥 NOUVEL ARRIVAGE 🔥
Chaussures slingback élégantes à talon bloc 💼👠 à seulement 60.000ariary 💫
👉 Confortables
👉 Stylées
👉 Faciles à porter
🎨 4 couleurs disponibles
📦 Stock limité
📩 Inbox pour commander

✨ Bonne année ! ✨Toute l’équipe vous adresse ses meilleurs vœux pour cette nouvelle année.Que cette année soit synonyme ...
01/01/2026

✨ Bonne année ! ✨

Toute l’équipe vous adresse ses meilleurs vœux pour cette nouvelle année.
Que cette année soit synonyme de réussite, de santé et de prospérité pour vous et vos proches.

Merci pour votre confiance et votre fidélité. Grâce à vous, nous continuons à grandir et à nous améliorer chaque jour.
Nous restons engagés à vous offrir des produits et services de qualité, toujours à la hauteur de vos attentes.

Au plaisir de vous accompagner tout au long de cette nouvelle année.
Excellente année à tous ! 🎉

29/12/2025

Ny aza mba tratrany ihany 😅

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-tsenao MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share