08/11/2025
Tsy fantatro hoe Iza izy fa fantatro hoe tena tsara ny asan tanany 🥰Sady hita hoe am- pitiavana ny hanaovany azy.
Tanora mampiasa talenta toa azy no tsara halain- tahaka🥰
Mirary soa azy izahay ato Style 🥰
Mbola tototra fanontaniana momba ilay resaka maha be mpanaraka ihany aho ato🥺
Efa nolazaiko teto ihany fa mety mbola maro no tsy nahita ilay publication iny hoe " niboost ihany no nataoko taloha fa tsy dia nisy hoe nanao inona be, tsy nifantoka @ lay hoe ho be mpanaraka fa hoe hahalafo fotsiny ny tanjoko t@zany
Aza atao tanjona be loatra ilay hoe ho be followers fa mampitapy koa anie io😆manjary lasa nampanaonao foana
Na kelikely mpanaraka aza ianao dia mandeha foana io raha ataonao tsara ny zavatra vokarinao, miverina daholo ireo, ary misarika olona vaovao hatrany 🫶🏼
❤️partageo isan-karazany mifanaraka @ lay zavatra ataonao
tsy hoe mivarotra téléphone ianao dia any @ groupe sakafo no ho fenoina publication téléphone
❤️mazotoa mijery2 pub an'olona hoe mila an'izao dia ataovy ao @ commentaire-ny sao mety aminy
❤️asio lalao kely ny pejy raha manana fahafahana ianao na dia crédit 1000ar aza , aza mamorona ny tsy misy
❤️mizarà zavatra mba tianao ao @ pejinao fa tsy hoe mivarotra telephone dia téléphone ranoray, tsy maninona mihitsy afaka asiana zavatra hafa kely
❤️farany sady tena important be hoe "Mahaiza mandefitra" + " fanajana" na manana ny marina aza ianao
:) eny, tena roi ny client
dia hifalio foana Izay misy eo e🥰 mitombo folo ny mpanaraka dia falifaly foana 🥳
zay ki, tsy mahay miboost za fa nitady page mpanao reny t@ zany ho anareo ilay milaza ampianarina ao ireo
taty aoriana tsy niboost intsony
Mbola tsy tena betsaka manahoana moa izy io fa mba zaraiko fotsiny foana ihany satria maro ianareo no manontany
bonne journée, bisous mamyyi