Soa Rasoa

Soa Rasoa chers clients n'hésitent pas à visiter notre page et surtout n'oubliez pas à inviter vos amies ou vos proches à aimer notre page Facebook �

vente en ligne seulement

Salama daolo e,amzao andro mangatsika zao dia misy bottes lava en cuir,mbola tsara be.Pointure 36/3720000ar fotsinyConta...
23/06/2022

Salama daolo e,amzao andro mangatsika zao dia misy bottes lava en cuir,mbola tsara be.
Pointure 36/37
20000ar fotsiny
Contact : 034 31 115 26/034 96 629 29

05/12/2021

Salama daholo e,miala tsiny ndrindra ho antsika panjifa eto am page Soa Rasoa fa hiala sasatra kely dia mapilaza amnareo eto ihany rehefa afaka manao livraison, misaotra atsika rehetra niaraka tamnay hatrany,dia mirary fety sambatra 😋.

Salama daholo o,misy montre vaovao be,azo atao cadeau amzao fety zao.Marque Appollo XI 320000AriaryContact : 034 96 629 ...
30/11/2021

Salama daholo o,misy montre vaovao be,azo atao cadeau amzao fety zao.
Marque Appollo XI
320000Ariary
Contact : 034 96 629 29

Salama daholo,misy arrivage tsara be ireto ho antsika te hampaniry volo,sy hitsabo azy tsy ho tapatapaka.Contact tsy mio...
20/10/2021

Salama daholo,misy arrivage tsara be ireto ho antsika te hampaniry volo,sy hitsabo azy tsy ho tapatapaka.
Contact tsy miova 034 96 629 29

Salama daholo o,misy anireto produit argan ireto indray atolotra antsika,mety am karazambolo rehetra,ataonay livraison g...
10/07/2021

Salama daholo o,misy anireto produit argan ireto indray atolotra antsika,mety am karazambolo rehetra,ataonay livraison gratuite ho an'izay haka.
Contact 034 96 629 29

Salama daholo,niova kely indray ny vidiny lokotsika fatao livraison gratuit ho an'izay mividy,12000ar afatsy marron choc...
02/07/2021

Salama daholo,niova kely indray ny vidiny lokotsika fatao livraison gratuit ho an'izay mividy,12000ar afatsy marron chocolat dia mankasitraka antsika panjifa hatrany.
Contact 034 96 629 29

Salama daholo e,misy anireto produits ireto indray ho an'izay mbola tsy nahazo,afaka mandefa mp na miantso avy hatrany r...
21/05/2021

Salama daholo e,misy anireto produits ireto indray ho an'izay mbola tsy nahazo,afaka mandefa mp na miantso avy hatrany raha misy mahaliana antsika, misaotra o

Cc daholo o,mbola dispo daholo ireto izay mbola tsy nahazo,manasa antsika andefa mp na iantso ny tel 0349662929.
15/04/2021

Cc daholo o,mbola dispo daholo ireto izay mbola tsy nahazo,manasa antsika andefa mp na iantso ny tel 0349662929.

Cc daholo,mbola dispo daholo ireto Izay mbola tsy nahazo,raha misy mahaliana  dia manasa atsika andefa mp na iantso ny  ...
15/04/2021

Cc daholo,mbola dispo daholo ireto Izay mbola tsy nahazo,raha misy mahaliana dia manasa atsika andefa mp na iantso ny tel 0349662929.

Misy fitaovana ity afaka anaovana crêpe,pizza🍕,tarte🧀,de gâteau🍰,Efa napiasaina kely fa mbola ao tsara,amidy amin'ny vid...
12/03/2021

Misy fitaovana ity afaka anaovana crêpe,pizza🍕,tarte🧀,de gâteau🍰,Efa napiasaina kely fa mbola ao tsara,amidy amin'ny vidiny mirary.
150mil ariary
Contact 0349662929

Ity misy fitaovana fanaovana crêpe,Efa niasa fa mbola mandeha tsara,amin'ny vidiny mora 50000ar.Contact 0349662929
12/03/2021

Ity misy fitaovana fanaovana crêpe,Efa niasa fa mbola mandeha tsara,amin'ny vidiny mora 50000ar.
Contact 0349662929

11/03/2021

Ilazana isika manjifa hajaina ato amny page Soa Rasoa mba hiditra ao amny page Rasoa Chic refa hanao commande,fa misy olana ity page ity,na miantso avy hatrany amn'ity laharana ity 0349662929,mankasitraka tompoko.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349662929

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Rasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soa Rasoa:

Share