16/05/2025
Miarahaba atsika namana rehetra 🙂🙂
Iresaka momban'ny conditions de vente kely aho 😀🙏🏻
🔹 Aza adino ny mametraka ny Contacte sy ny lieux de livraison antsika .hiangavina tompoko mba hilaza ny lera maha disponible antsika mialoha raha sanatria misy fiovana ny lera tokony anaterana ny livraison.Hafahanay mandamina ny livraison sy ny fotoana very 🙂
🔹 Ny livreur dia miasa manomboka h@ 17h30 . alohan'ny hanaovana ny livraison anareo ny Livreur no mianatso mialoha,ary hiangavina isika mba hivonona foana @ appelle tokony hatongavany entana
🔹 Hiangavina mba iverifier ny entana tsara fa ❌ny entana efa lafo dia tsy afaka averina intsony❌.afaka averina ny entana iverifiena azy raha sanatria tsy mifanaraka tampoka commande,fa ❌ny Frais de service tompoko tsy manintsy aloha❌raha tsy avy amnay ny faute,fa tsy mety amnareo fotsiny ohatra ny entana 🙂🙏🏻
🔹Izay article misy 📌 V E N D U 📌 tompoko dia efa tsy disponible intsony
🔹 ny livraison ny payment vao atao ( exceptionnel ho an'ny avance)
Ny any @ faritra alefa money ary tsy maintsy asina frais de retrait, Ary volany frais de livraison kosa dia tsy maintsy nareo mandoha azy
🚫 Ny réservation rehetra tompoko dia tsy maintsy mandoha avance 5.000ar daholo 🚫hialana entana tsy alaina tampoka indray 🙂
🔹 Ny Frais de livraison = service de livraison tompoko dia tsy maintsy aloha satria ilay fotoanan'ilay olona hanatitra azy (livreur) mihintsy no vidiana. Iny ihany koa no ividianana crédit hiantsona anareo client
📞 ,mba hafahana hanoroana ny lalana misy anareo tsara ihany koa 🙂,ilay service anaterana ny entana (frais) , .🚌ka noho izany tsy maintsy aloha ny frais de Service. ✅
Mankasitra 🙏🏻🙏🏻❤️