Chez Papou

Chez Papou Astuces, shoppings et bien-être

Ela ela indray isika no tsy nitafa anHitako mo zany izy ity de mba zaraiko https://online-earn.beauty/525895988411Site a...
22/11/2023

Ela ela indray isika no tsy nitafa an
Hitako mo zany izy ity de mba zaraiko

https://online-earn.beauty/525895988411

Site afaka hahazoana vola avy amin'ny finday

Raha manana fotoana sy crédit ho laniana ihany maninona raha sady mampidi-bola e

Manao inscription ao amin'ny site ianao dia mahazo 10$ sahady

Online Earn is the #1 marketing network. With over $14 million paid to 300k members, Online Earn lets regular users make money with social media and friends!

Combi-pantalon manjakelyMbola tsy tena ao anaty vanim-potoana an'ny ririnina isika izao an kanefa dia alefa mora ireto30...
18/05/2023

Combi-pantalon manjakely

Mbola tsy tena ao anaty vanim-potoana an'ny ririnina isika izao an kanefa dia alefa mora ireto
30000ar fotsiny dia efa mihaingo
Livraison partout à Madagascar

🛑Menaka mampalava volo no sady haingampiasa🛑💡Mampatevina ary mampijanona ny volo miongotraNy mena-bolo vahona dia efa to...
27/04/2023

🛑Menaka mampalava volo no sady haingampiasa🛑

💡Mampatevina ary mampijanona ny volo miongotra

Ny mena-bolo vahona dia efa tonga ary miara-miasa amin'ny huiles végétales

Ny huile dia vita avy amin'ny :
✨Kinanà pressé à froid
✨Huile de romarin
✨Huile de moutarde
✨Cire d'abeille
✨Tongolo sy sakamalaho

🛑Vetivety dia ahitana vokatra🛑

Tresse pour nos petites filles 😍😋
26/04/2023

Tresse pour nos petites filles 😍😋

Bague ho an'izay liana 💗15.000ar le lot ✨Livraison 3.000ar ( afaka miditra mp oh )
23/04/2023

Bague ho an'izay liana 💗

15.000ar le lot ✨

Livraison 3.000ar ( afaka miditra mp oh )

Tolo-tanana ho an'i Miora Andriamihamina Mioratiana ,16taona izay  classe de 1ère ,(Fikitihana android be loatra sy ny m...
03/04/2023

Tolo-tanana ho an'i Miora
Andriamihamina Mioratiana ,16taona izay classe de 1ère ,
(Fikitihana android be loatra sy ny matory miaraka @ telephone isan'ny mahatonga io aretina io hoy ny DR)
Maniry mafy ny ho salama sy hanohy fianarany i Miora izay no mba faniriany na dia ao anatin'ny tsy fahasalama izy.
Toy izao no mahazo azy:
*narary andoha izy ary natao ny scanner ka hita fa tumeur cérvicale no mahazo azy
*niditra hopital izy ny 08 mars 2023
*nandalo operation voalohany ny 09 mars 2023 nampandehanana ny rano tao @ atidohany
*nanao IRM indray izahay dia natao ny operation faharoa nanalana ilay tumeur ao ny 16 mars
*tao aorian'io anefa mbola nitaraina narary loha izy ka nanao scanner indray izahay dia niteny ny mpitsabo fa misy infection ao anaty lohany,tsy maintsy nodidina urgent io andro io ihany t@ 28 mars 2023 izay operation fahatelo.
Ankehitriny efa tena sahirana izahay fianakaviana😢 ka mba mangataka tolo-tanana ho entina manohy ny fitsaboana azy re hoan'izay malalatanana
*fa hanao scanner indray izahay @ ity semaine ity izay mitentina 570000ar ary mbola 200000 ar koa ny ambulance😔
Tena mitalao re tompoko🙏😭 raha mba misy afaka manampy ,ankasitrahanay izay afaka mitondra am-bavaka azy ary isaoranay anareo mialoha🙏😌
Afaka mijery azy ihany koa izay afaka ao @ hopital GERARD na HOMI izy 3ème étage porte 317
Ireto ny numero afaka ifandraisana @ fianakaviana na andefasana vola
Compte Mvola *0348169222(Hanitriniaina olga)
*0348459252(Fetraniaina)
Misaotra indrindra tompoko Andriamanitra hamaly fitia ho antsika rehetra💗🙏

d'info en 24h/24

Idée de tresses les filles 😍😋💗
28/02/2023

Idée de tresses les filles 😍😋💗

🚨🔥 FREDDY : RIVO-DOZA MAHERY INDRINDRAMila miomana isika hoy ny "save the children " satria I Freddy no rivo-doza mahery...
18/02/2023

🚨🔥 FREDDY : RIVO-DOZA MAHERY INDRINDRA
Mila miomana isika hoy ny "save the children " satria I Freddy no rivo-doza mahery indrindra nisy teto Madagasikara tao anatin'ny 10 taona lasa izay👉Olona miisa 2 000 000 izay mivelona amin'ireo tanana handalovany no atahorana ho traboina.

Koa mamerina hatrany 👉 samia mailo isika Malagasy rehetra 🇲🇬
✍🏼Info24h/24

⚠LOZA URGENT⚠Hay kay ity zava-maniry etsy  ambany ity dia tena poizina mahafaty tsy misy hatakandro sady mahajamba tante...
20/01/2023

⚠LOZA URGENT⚠

Hay kay ity zava-maniry etsy ambany ity dia tena poizina mahafaty tsy misy hatakandro sady mahajamba tanteraka raha tafiditra anaty maso(Tanana nitsapa azy tsy nisasa.Mipitsika ...)

Mitovy tanteraka io Zavamaniry fataon'ny olona haingon-trano io na amn'ny bureau toeram-piasana.

Mazava ho azy fa tsy mahasalama ny oxygène sy ny gaz carbonique avoakan'io zavamaniry io ,ary nisy olona nararirarilava nanomboka nisian'io zavamaniry io teo manodidina azy ka efa maro no nanala izany tsy ho eo intsony.

Misaotra namaky sy nijery fa raha mety dia zarao faran'izay betsaka

Misaotra tompoko🙏
@ LLes produits de SandypLes produits de SandydLes produits de SandySLes produits de Sandy

FINALE COUPE DU MONDE 2022La victoire à l'Argentine  🇦🇷 champion 🏆
18/12/2022

FINALE COUPE DU MONDE 2022

La victoire à l'Argentine 🇦🇷 champion 🏆

29/10/2022

Miarahaba antsika rehetra oh 🥰

Manasa anao sahady hanaraka tsy tapaka ny pejy 💗 ity pejy ity dia hanaovana varotra saingy tsy manakana antsika hifampizara izay zava-mahasoa, fikafika ilaina eo amin'ny fiainana andavanandro, sns... ✨ Eny aza menatra maneho hevitra mba ho fanatsarana ny pejy 😋 Ianareo ary sisa no andrasana e 🤗❤️

Bisous daholy 😘

Address

Antananarivo

Telephone

+33329874738

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Papou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share