21/02/2025
☕☕ASTUCE FANALAVANA VOLO☕☕
✨CAFÉ✨
✴️Marihana fa tsy sotroina eto ny café
⁉️Samy mahay manamboatra café daholo isika e??🥨
🥨🥨Tsy asiana siramamy akory fa café sy rano fotsiny ☕☕Café noir (Café gasy ampiasaina natoraly kokoa)
🌸️Atao somary atao mahery
🌸250ml eo dia efa mahampy
🔥Fampiasana azy🔥
🌴Atao ao arinan'ny shampooing
🌴Vita ny fanasana loha, fihizina tsara ny rano amin'ny volo, dia lemana amin'ny ranona café 250ml iny indray ny volo, hatrany am fotony ny hodi-doha sy ny tahony rehetra💖, somary tatazana iny rano na café iny de averiberena eo fona mandrapa tena hita ho misy tsara daholo na ny hodi-doha na ny tahom-bolo rehetra🦋
🍄🍄Rehefa vita izay de avela ilona⌚⌚ 20 -60min eo , tsara2 fonosina kely am saché , papier film famonosana sakafo reny no tena fampiasako refa manao soin ,mora ampiasaina😊 sady lasa miha mafana hoazy ao ny loha refa mifono , dia iny hafanana iny no tena mampiditra tsara ny soin any anatin'ny volo tsika😊 .
👉Vita izay dia kobanina amin'ny rano matimaty ny volo , avela ho maina ,dia zay😊😚
👉Anisany mamelona ny volotsika ny café , tian'ny volo rehetra io👍 ...
👉Afaka atao fona fa mety anome effet marron hoan'ny volonao raha atao matetika , fa tena mampalava sy mampasalama ny volo io.
aza adino ny mametraka commentaire raha nahafam-po anao ny astuce tsika a
Dia aza adino ny j'aime ary eh ❤️❤️🥰