06/06/2026
salama daholo tompoko
ialàna tsiny amin’izay tsy voavaly
(commentaire + mp) rehetra fa nisy olana ilay page dia tsy mety misokatra
efa eto am-pandaminana izahay izao fa raha misy zavatra ilaina maika dia afaka miantso ny 0343489893 na 0343826686
misaotra tompoko