16/08/2026
MISY KETRONA VE NY TAREHINAO? ✨
🌿 Ireto no Argile mety amin’ny fikarakarana tarehy efa manomboka misy ridules sy ketrona:
💛 Argile Jaune — manampy mamelombelona ny hoditra, manome éclat ary manatsara ny endriky ny hoditra reraka.
❤️ Argile Rouge — manampy manome hoditra malefaka sy mamirapiratra, ary manatsara ny endriky ny hoditra tsy dia misy éclat.
✨ Ampiasao tsy tapaka mba hahazoana hoditra malefaka, mamirapiratra ary hita ho lisse kokoa.
📩 Commande par MP 🚚 Livraison Alatsinainy hatramin’ny Zoma