12/08/2026
👋🍋Rehefa nandehandeha teny nandritry ny FIER MADA farany teo dia nahita an'ity Citronnier Main de Bouddha ity 👇alefako eo amin'ny commentaire eo ny sariny fa tena tsara kely, Afaka 2 na 3 taona eo hoy ilay mpivarotra no manome voa izy, ka dia ho karakaraintsika tsara izany izy manomboka eto
🩷 Mamboly amin'ny fitiavana, mijinja amin'ny fahasoavana