Varotra kojakoja

Varotra kojakoja Kojakoja

‼️HOT POT THERMOS LUX‼️👉 Hot pot thermos lux, en série ✅Mitana hafanana tsara mandritry ny 24h✅Mety be ho antsika maroma...
31/03/2026

‼️HOT POT THERMOS LUX‼️
👉 Hot pot thermos lux, en série
✅Mitana hafanana tsara mandritry ny 24h
✅Mety be ho antsika maromaro an-trano,
Capacité : 2litres, 4litres, 8litres
✅Mihaja be koa an
🤗Tena pratique be mintsy: entina manao picnic, asiana sakafo ao an-trano...
😍 Prix : 130.000ar
MP avy hatrany na miantso
contacter 0388264247
🚚Livraison Partout a Madagascar 🚴

30/03/2026
✨ BARQUETTE INOX – Kalitao & Pratique ✨Mitady fitaovana hitahirizana sakafo madio sy maharitra ve ianao? Ity barquette i...
23/03/2026

✨ BARQUETTE INOX – Kalitao & Pratique ✨
Mitady fitaovana hitahirizana sakafo madio sy maharitra ve ianao? Ity barquette inox miaraka amin’ny sarony ity no vahaolana tsara indrindra! 🍱
✅ Vita amin’ny inox matanjaka (tsy mora harafesina)
✅ Sarony mihidy tsara – miaro ny sakafo ho madio sy fresh
✅ Azo ampiasaina ho an’ny frigo, entina miasa, na an-trano
✅ Mora sasana ary maharitra ela
📏 Habe misy:
🔹 10 cm
🔹 12 cm
🔹 14 cm
🔹 16 cm
🔹 18 cm
💡 Tena mety ho an’ny fianakaviana, mpivarotra sakafo, na mpiasa
📩 Contactez-nous en message privé raha mila commande na fanazavana fanampiny!
⚡ Aza tara, voafetra ny stock!
prix 20000ar 5pc en série
livraison tana Ville mandefa faritra rehetra
contacter 0388264247

Address

Lot III S 144xaa
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261346211034

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra kojakoja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share