Gadgets mignons

Gadgets mignons Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gadgets mignons, Shopping & retail, Antananarivo.

�ventes des accessoires authentiques pour toute la famille
�dépôt _vente ou vide grenier

❤Nous offrons des biens et services sans arnaques dans toute l'île❤

contact: 032 19 583 18

22/05/2025

🔥🔥🔥Hanatanteraka fitsidihana any Nosy Be, ao anatin’ny Faritra Diana, ny filoha Rajoelina ny 22 hatramin’ny 24 mey izao. Any an-toerana no hanaovana ny filan-kevitry ny Minisitra ny 22 mey.

🔹Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny filoham-pirenena ihany koa ny fitokanana foto-drafitrasa samihafa toa ny EPP Manara-penitra ao Djabalabe ; ireo trano mora 80 isa ao amin’ny cité Ylang Ylang, Hell Ville ; ny lalana eo amin’ny Carrefour Chateau d’eau Hell Ville, ary ny tapany faharoa amin’ny lalana RN30, miainga eo Hell Ville, mandalo eo Djamandzar, hatrany Andilana.

🔹Atomboka mandritra ny fandalovan’ny filoha Rajoelina any Nosy Be ihany koa ny asa fametrahana ny parc solaire photovoltaïque

🔹Hisy, ankoatra izay, ny hetsika sosialy hitondrana tolo-tanana ho an’ireo mponina sahirana ara-pivelomana ary fitsidihana ny Hopitaly Be sy ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-57 miainga eo Fascene mihazo an’i Hell ville.

Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/

21/05/2025
21/05/2025

Salama ooo!!!
Inona zao entana tena ilaintsika amzao ririnina efa mamirifiry zao??

22/01/2023
Jeans noir 12 mois ❤️❤️
22/01/2023

Jeans noir 12 mois ❤️❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 22:00
Tuesday 06:00 - 22:00
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00
Sunday 07:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gadgets mignons posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share