Shop’in Bels

Shop’in Bels Vente des articles friperie ou neufs

Coucou daholo akie an 🥰🥰jereo anie ity poketra hoentiko anareo ity eh 🥹Mierika  daholo izay mahatazana azy 😍😍😍 Coco Jaun...
18/08/2026

Coucou daholo akie an 🥰🥰

jereo anie ity poketra hoentiko anareo ity eh 🥹

Mierika daholo izay mahatazana azy 😍😍😍
Coco Jaune manja Kely ❤️❤️

Disponible avec Ref et num , mp aingana aza !

coucou les mamans 😍😍 ity misy polene cyme Gm hoentiko anareo maman mankafia polene 🥰🥰mp fa omeko andri mora Kely ❤️❤️aza...
13/08/2026

coucou les mamans 😍😍

ity misy polene cyme Gm hoentiko anareo maman mankafia polene 🥰🥰

mp fa omeko andri mora Kely ❤️❤️

aza adino fa misy arrivage foana isika ao amin'ny Maranata Mim

bonne journée avec Jésus 🙏

COUCOU AKIAAA MAH 😍😍 Efa hainareo ve hoe rehefa sabotsy otrzao de   surprise daholo ny live ao Maranata Mim 🤗   : sac te...
08/08/2026

COUCOU AKIAAA MAH 😍😍

Efa hainareo ve hoe rehefa sabotsy otrzao de surprise daholo ny live ao Maranata Mim 🤗

: sac tendance 2026

Tonga dia hitanareo ato daholo

Na couleur na modèle tena Aoka fotsiny akiaaa

Ireto izao efa izy !! 🤗🤗🤗

Coucou les mamans 🤗🤗Ela2 isika Zay tsy nandefa sac Kely tato amin'ny page eh 🥹❤️Harao tsy tapaka amzay aza ny page Shop’...
06/08/2026

Coucou les mamans 🤗🤗

Ela2 isika Zay tsy nandefa sac Kely tato amin'ny page eh 🥹❤️

Harao tsy tapaka amzay aza ny page Shop’in Bels de taomy n'y namana hi abonné fa handefa zavatra mahafinaritra ato zah eh,

Jerenareo aneh ity sac manja Kely ity eh
Manana lc xs amlay véritable cuir isika ah 😍😍

Avec réf et numéro de série !😱😱

❌Anton téléphone tsara !! ❌

Mp raha mila anlay tsara aza enao eh

Coucou les mamans 😍😍 mirary erin'andro mahafinaritra ho anareo mamans ato 🥰 Ireto akie misy sac manja be hoentiko ho ana...
03/08/2026

Coucou les mamans 😍😍

mirary erin'andro mahafinaritra ho anareo mamans ato 🥰

Ireto akie misy sac manja be hoentiko ho anareo an❤️❤️

tena miavaka Sady tsy de be panana koa nefa ,

mp fa omeko prix adorable ndry 😘

bonne journée avec Jésus

ATO AKIA IZAHAY MAMAN AN 🥰🥰🥰 Dans   Miverina n’y compte tsika dia Raikitra indray an ❤️Aza manahy fa tsy mbola nanjavona...
01/08/2026

ATO AKIA IZAHAY MAMAN AN 🥰🥰🥰

Dans Miverina n’y compte tsika dia Raikitra indray an ❤️

Aza manahy fa tsy mbola nanjavona izahay 💜💜💚🤎🧡🧡

coucou les mamans 😍😍jerenareo aneh ity sac mamy Kely ity eeh 🤗🤗 tena oe..ity Lc xs grenat Kely ity ndray no hoentiko ana...
01/08/2026

coucou les mamans 😍😍

jerenareo aneh ity sac mamy Kely ity eeh 🤗🤗 tena oe..

ity Lc xs grenat Kely ity ndray no hoentiko anareo mamans ato 🥰🥰

mora hoentina no sady maivana antonona téléphone tsara

avec ref et num io an ☺️

ka mp aingana aza fa ataoko mora Kely io eeh

bonne journée avec Jésus Christ 🙏🙏

Jereo aneh ity eh 🤗🤗Lc manja kely en cuir ❤️❤️❤️ Avec réf et num tena farakzay tsara loatra ! Mp détails maman an 😍😍 ata...
30/07/2026

Jereo aneh ity eh 🤗🤗

Lc manja kely en cuir ❤️❤️❤️

Avec réf et num tena farakzay tsara loatra !

Mp détails maman an 😍😍 ataoko Mora be

Coucou akie mamans an 😍😍 Ela ela zay isika tsy nisy an'ity arrivage tsara kely ity nefa tena ilaina be mintsy izy amin'i...
30/07/2026

Coucou akie mamans an 😍😍

Ela ela zay isika tsy nisy an'ity arrivage tsara kely ity nefa tena ilaina be mintsy izy amin'izao vacances izao an 🥰🥰

Hande plage ve ndry sa ho aiza 🤔☺️

Io akie misy Chloé tsara be Omeko andry mora an

Tonga de mp avy hatrany ❤️❤️

Bonne journée avec Jésus 🙏🙏

Address

Tsiadana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop’in Bels posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share