Mapy&Pouty

Mapy&Pouty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mapy&Pouty, Shopping & retail, Mananjary, Ankadimbahoaka.

👋Salama ô!👋👉Atao ahoana ny manodina ny FARY ho lasa SIRAMAMY GASY?😎☘️Ny zavatra ilaina:💮Fary💮Vilany💮Afo💮Sotro bé vy hazo...
28/10/2023

👋Salama ô!👋
👉Atao ahoana ny manodina ny FARY ho lasa SIRAMAMY GASY?😎
☘️Ny zavatra ilaina:
💮Fary
💮Vilany
💮Afo
💮Sotro bé vy hazo(mety daolo)
💮Lasitra

☘️Fikarakarana azy:
⭕Alaina ny fary mamy bé ranony Ka sasana Ilay vatany ary tsifina ny ranony(ny ranony ihany ni ilaina☺️)
⭕De alaina ny ranony ary atao anaty vilany ary ataingina eo ambony afo, raha vao mangotraka Ilay ranom-pary dia aza adino ny manafangaroaro azy eo fona mandrapa titrant ka azahona dity.
⭕Rehefa ritra tsara n'y ranon'ilay fary dia alaina ny lasitra ka araraka ao dia avela ho maina.

🥰Zay de vita 🥰
Araho ny pejy fa ahita zava baovao foana ianao🥰

Address

Mananjary
Ankadimbahoaka
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mapy&Pouty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share