Safira Diadema

Safira Diadema Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Safira Diadema, Shopping & retail, Anjanahary.

🌸 Bienvenue chez Safira Diadema 🌸

Votre boutique en ligne pour des produits utiles et tendance
👗 Vêtements • 💄 Cosmétiques • 🏠 Maison

🚚 Livraison partout à Madagascar
💬 Commande en message privé

👉 Écrivez-nous dès maintenant

🐐🥛 PURE GOAT’S MILK SOAP – HO AN’NY TAREHY MANDIO SY MAMIRAPIRATRA! ✨😩 Misy tasy, maizimaizina ,misy panda na Simba voka...
13/08/2026

🐐🥛 PURE GOAT’S MILK SOAP – HO AN’NY TAREHY MANDIO SY MAMIRAPIRATRA! ✨

😩 Misy tasy, maizimaizina ,misy panda na Simba vokatry ny fampiasana produit chimique bé loatra?

Fotoana izao hanomezana fikarakarana manokana ny hoditrao! 🤍

🧼 Pure Goat’s Milk Soap dia savon au lait de chèvre izay manampy amin’ny:

✨ Fanadiovana lalina ny tarehy
🤍 Fanampiana hampihena ny tasy sy marques
🌿 Fikarakarana hoditra malefaka sy madio
💧 Manampy hitazona ny hoditra ho malefaka sy nourrie
✨ Manampy hahatonga ny tarehy ho madio sy mamirapiratra kokoa

👉 Ampiasao tsy tapaka ao anatin’ny routine-nao de beauté, indrindra amin’ny fanadiovana tarehy.

💎 Tarehy madio = fahatokisan-tena bebe kokoa!
📩 MP raha mila commande na fanazavana.
☎️038 50 750 29

💔 MIHITSANA VE NY VOLO? MANIFY KA TSY MISY VOLUME INTSONY?Isaky ny mibango volo dia betsaka no tavela amin’ny brosse? 😥S...
13/08/2026

💔 MIHITSANA VE NY VOLO? MANIFY KA TSY MISY VOLUME INTSONY?

Isaky ny mibango volo dia betsaka no tavela amin’ny brosse? 😥
Sa tsapanao fa mihamanify sy mora tapaka ny volo?

✨ CAFFEINE C1 – HAIR CARE ✨
Routine hanampy hikarakara volo sy hodi-doha malemy. 💆‍♀️🌿

🧴 Caffeine C1 Shampoo 200ml
💧 Caffeine C1 Essential Oil 30ml

💪 Ho an’ny volo malemy sy mihintsana
🌿 Manadio sy mikarakara hodi-doha
✨ Manampy hamerina ny volume sy ny tanjaky ny volo

👉 Aza miandry hihamanify vao mikarakara azy! 🥰

📩 Commande en MP – SAFIRA DIADEMA
🚚 Livraison disponible à partir de 3000ar
☎️0385075029

🖤✨ BLACK MASK BoLuoSen — Ho an’ny hoditra madio sy mamirapiratra! ✨🖤😩 Be point noir, loto ary impuretés ny tavanao?Andra...
11/08/2026

🖤✨ BLACK MASK BoLuoSen — Ho an’ny hoditra madio sy mamirapiratra! ✨🖤
😩 Be point noir, loto ary impuretés ny tavanao?
Andramo ny BLACK MASK 🖤💆‍♀️
✨ Manampy manadio ny hoditra en profondeur
🖤 Manampy manala point noir sy impuretés
🧼 Manampy manala loto miangona amin’ny pores
🌸 Manome sensation de peau madio, fraîche ary douce
👉 Aza avela hanimba ny endriky ny hoditrao intsony ny point noir! 🥰
Ataovy ao anatin’ny routine beauté-nao ny BLACK MASK 💖
📦 Disponible chez SAFIRA DIADEMA
💰 Prix abordable
📩 Commande en MP
☎️ 0385075029
🚚 Livraison à partir de 3000ar
SAFIRA DIADEMA — Entana tsara nefa mora 💕

✨ DISAAR HAIR REMOVAL SPRAY FOAM ✨Te hanana hoditra malama, madio ary manintona ve ianao? 💕Ity Disaar Hair Removal Spray...
11/08/2026

✨ DISAAR HAIR REMOVAL SPRAY FOAM ✨
Te hanana hoditra malama, madio ary manintona ve ianao? 💕
Ity Disaar Hair Removal Spray Foam ity dia natao hanamora ny fanesorana volo, haingana ary mora ampiasaina. 🌸
🌷 Avantages :
✔️ Manampy manala volo mora foana
✔️ Manome fahatsapana hoditra malama sy malefaka
✔️ Misy Rose & Jojoba Seed Oil 🌹
✔️ Misy Lemon & Argan Oil 🍋
✔️ Mora ampiasaina sy pratique
✔️ Azo ampiasaina amin'ny tongotra, sandry ary vatana
💗 Disaar Hair Removal Spray Foam — beauté & confort au quotidien !
📩 Raha liana ianao dia aza misalasala mandefa MP
📦 Disponible chez Safira Diadema ✨
🛵Livraison à partir de 3000ar
☎️0385075029

🌿✨ ALAHADY MAFINARITRA ✨🌿Andro vaovao, fitahiana vaovao. 🙏💚Enga anie Andriamanitra hanome antsika fiadanana, fahasalaman...
09/08/2026

🌿✨ ALAHADY MAFINARITRA ✨🌿

Andro vaovao, fitahiana vaovao. 🙏💚
Enga anie Andriamanitra hanome antsika fiadanana, fahasalamana, fifaliana ary fahombiazana amin’ity Alahady ity. 🤍

🙏 Andriamanitra mitahy anao sy ny ankohonanao!

💚 Mino • Matoky • Mankasitraka 💚

✨ DISAAR HAIR REMOVAL SPRAY ✨🚫 Leo rasoir?🚫 Leo volo maniry haingana?🚫 Leo mangidihidy sy maratra rehefa manala volo?💥 I...
08/08/2026

✨ DISAAR HAIR REMOVAL SPRAY ✨
🚫 Leo rasoir?
🚫 Leo volo maniry haingana?
🚫 Leo mangidihidy sy maratra rehefa manala volo?
💥 Ity no vahaolana mora sy mahomby!
✔️ Manala volo tanteraka ao anatin’ny minitra vitsy
✔️ Tsy mampangidihidy
✔️ Tsy misy effet secondaire
✔️ Mahatonga ny hoditra ho malama sy madio
✔️ Afaka ampiasain’ny lehilahy sy vehivavy
✔️ Azo ampiasaina amin’ny ranjo, tanana, helika, tratra
🧴 Fomba fampiasana:
1️⃣ Atsifitra amin’ny faritra misy volo
2️⃣ Avela 5 minitra eo
3️⃣ Fafana amin’ny lamba na coton
4️⃣ Voafafa miaraka amin’ny volo rehetra(sns douleur)
Produit sans effet secondaire 🌺

🔥 Stock voafetra!
📩 Midira Mp ary e🥰
📞Contact : 038 50 750 29

08/08/2026
💕 CHOUCHOU & BONNET SATIN DISPONIBLES 💕✨ Kanto • Doux • Pratique ✨💖 Chouchou satin , misy couleurs maro💖 Bonnet satin do...
07/08/2026

💕 CHOUCHOU & BONNET SATIN DISPONIBLES 💕

✨ Kanto • Doux • Pratique ✨
💖 Chouchou satin , misy couleurs maro
💖 Bonnet satin double face, mety amin'ny fikarakarana volo
💖 Manampy hiaro ny volo amin'ny fikorontanana sy friction rehefa matory
💖 Malefaka, confortable ary mora ampiasaina isan'andro
🌸 Plusieurs couleurs disponibles !

Photo réel ao amin'ny commentaire 😘😘

☎️ 038 50 750 29
📩 Commande en MP
🚚 Livraison disponible.

🏃‍♀️ AZA ADINO NY MANAO FANATANJAHAN-TENA! 💪Ny fanatanjahan-tena dia tsy natao ho an'ny mpanao sport ihany, fa ho an'ny ...
07/08/2026

🏃‍♀️ AZA ADINO NY MANAO FANATANJAHAN-TENA! 💪
Ny fanatanjahan-tena dia tsy natao ho an'ny mpanao sport ihany, fa ho an'ny olona rehetra izay te hanana vatana salama sy saina milamina.
✅ Manamafy ny hery fiarovan'ny vatana
✅ Manatsara ny fikorianan'ny ra
✅ Manampy amin'ny fampihenana ny adin-tsaina
✅ Mitazona lanja voalanjalanja
✅ Manome hery sy fahavitrihana isan'andro
🚶 Na dia mandeha tongotra 30 minitra isan'andro aza dia efa dingana lehibe ho amin'ny fahasalamana tsara.
✨ Tsarovy:
"Ny fahasalamana no harena sarobidy indrindra. Atombohy anio ny fanatanjahan-tena, fa aza miandry rahampitso!"

Safira Diadema 🌸
Mikarakara ny hatsaranao sy ny fahasalamanao.

Efa Tonga ihany koa ny poudre décoration antsika🥰🥰Poudre blanc Poudre BleuAmin'ilay tsara qualité 💯💯Prix de lancement al...
06/08/2026

Efa Tonga ihany koa ny poudre décoration antsika🥰🥰
Poudre blanc
Poudre Bleu
Amin'ilay tsara qualité 💯💯
Prix de lancement aloa izy Zao 14 000ar
Contenance : 500g
Mbola misy prix hoanareo haka en gros hatrany🥰🥰
Venez vite en Mp
☎️038 50 750 29

Address

Anjanahary
101

Telephone

+261348271125

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Safira Diadema posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Safira Diadema:

Shortcuts

Share