Dagobeka2

Dagobeka2 Beka is good

Let's goooo
03/03/2021

Let's goooo

07/01/2021
Joyeux Noël 😇
24/12/2020

Joyeux Noël 😇

21/12/2020
Tany Antelomita ny nanakatonana ny Randonnée sy Raid tamin'ity taona 2020 ity, isaorana ireo rehetra nandeha fa tena nah...
12/12/2020

Tany Antelomita ny nanakatonana ny Randonnée sy Raid tamin'ity taona 2020 ity, isaorana ireo rehetra nandeha fa tena nahafinaritra, mbola manantena antsika rehetra indray amin'ny 2021.

10/12/2020
08/12/2020

🛑 GORISA GAME ANALAMANGA🛑

📌 Ny Ministera Tanora sy ny Fanatanjahan-tena izay amin'ny alalan'ny DRJS Analamanga ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny fikambanana GORISAGORISA,

📌 Dia manomana hetsika goavana entina hanomezana sehatra ireo tanora mivohy sy milalao ny BMX sy ny Skate izay hita fa efa tena maro no miangaly izany eto an-drenivohitra ka nahatonga ireto fikambanana ireto hikarakara hetsika goavana,izay ho tontosaina etsy amin'ny arabe ny fahaleovantena ny 13 sy 27 Desambra 2020 izao izany hetsika izany ka hiantsoana ireo mpiangaly ity taranja ity ny fandraisana anjara.

📌 Handray an-tanana mivantana izany ny DRJS Analamanga satria dia mahatsapa izy ireo fa tokony hanana ny toerany tanteraka izany "sport Extrême" izany eto an-drenivohitra sy ny manodidina ka mila omena toro-lalana sy tarihina izy ireny mba ho tonga ara-dalana sy hafahany miditra sy mifaninana eo amin'ny sehatra nasionaly izany na iraisam-pirenena,aorian'ity hetsika govana ity dia hisy ny firoasoana amin'ny fananganana ny seksionina ny ligy eny ho tonga hatrany amin'ny Federasionina mihintsy moa izany.

Aza mba vohany 😂
07/12/2020

Aza mba vohany 😂

Address

Andoharanofotsy

Telephone

+261349934593

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dagobeka2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dagobeka2:

Share