Zaka Telephone & Accessoires

Zaka Telephone & Accessoires Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zaka Telephone & Accessoires, Shopping & retail, Analakely.

Bienvenue 😊
👉 Smartphones originaux & accessoires tendances 📱
💰 Prix abordable
🚚 Livraison rapide à Tana
🎁 Cadeaux & promotions chaque semaine
📲 Contact rapide : 034 76 797 75

🔋 POWER BANK U-WINN 66W – SUPER FAST CHARGE! ⚡Tsy matahotra ho lany batterie intsony 😎Ity power bank vaovao ity dia nata...
18/05/2026

🔋 POWER BANK U-WINN 66W – SUPER FAST CHARGE! ⚡
Tsy matahotra ho lany batterie intsony 😎
Ity power bank vaovao ity dia natao ho an’ny olona mila hery + hafainganam-pandeha.
✨ Caractéristiques lehibe : • ⚡ 66W Super Fast Charging
• 🔋 Capacité 10000mAh (maharitra tontolo andro)
• 🔌 Built-in câble Lightning écolee-C (tsy mila mitondra câble intsony)
• 🚀 PD 22.5W Fast Charge
• ✈️ Safe for flight (azo entina avion)
• 📱 Mety amin’ny smartphones, tablettes, laptops
👉 Kely, stylish, mahery 💪
👉 Perfect ho an’ny voyage, travail, école
🔥 Stock voafetra – aza tara!
📩 Inbox raha haka / hanontany prix 💬
📍 Livraison possible

17/05/2026

Alahady = fotoana hanombohana indray
Raha reraka ianao nandritra ny herinandro lasa…
👉 Androany no fotoana hamerina motivation
👉 Hanao plan vaovao
👉 Hino fa mbola betsaka ny zavatra tsara ho avy 💙
Tadidio ✨
Ny olona mahomby dia tsy mijanona rehefa reraka, fa mijanona kely dia manohy indray.
🔥 Herinandro vaovao, tanjona vaovao, fahombiazana vaovao!
❤️ Raha vonona hanomboka herinandro mahafinaritra ianao dia asio like 👍
& Accessoires #

ARRIVAGE NOUVEAU – ÉCOUTEURS & CASQUES BLUETOOTH 🔥Tonga eto amin’ny boutique ny accessoires audio vaovao 😍✔️ Écouteurs s...
15/05/2026

ARRIVAGE NOUVEAU – ÉCOUTEURS & CASQUES BLUETOOTH 🔥
Tonga eto amin’ny boutique ny accessoires audio vaovao 😍
✔️ Écouteurs sans fil
✔️ Casques Cat Ear 🎮
✔️ Casque P47 & modèles maro
✔️ Qualité tsara + prix doux 💯
👉 Parfait ho an’ny musique, gaming, appels, streaming 🎶
📩 Afaka mandefa message avy hatrany raha te hanao réservation na commande.
🚚 Livraison disponible.
📞 034 76 797 75
📍 Zaka Phone & Accessoires

📢 SMARTPHONE DISPONIBLE AO AMIN’NY BOUTIQUE 📢Mitady téléphone tsara, rapide ary original ve ianao? 😉Eto aminay no toeran...
12/05/2026

📢 SMARTPHONE DISPONIBLE AO AMIN’NY BOUTIQUE 📢
Mitady téléphone tsara, rapide ary original ve ianao? 😉
Eto aminay no toerana mety aminao 💯
✨ Téléphone qualité tsara
✨ Batterie maharitra 🔋
✨ Caméra mazava 📸
✨ Prix mirary ho an’ny rehetra 💰
📦 Misy modely maro araka ny budget-nao
👉 Neuf & occasion disponible
📲 Contact & commande : 034 76 797 75
📍 Zaka Phone & Accessoires
Tongava mitsidika fa vonona hanompo anao izahay 🤝

🔥 ARRIVAGE VAOVAO TONGA 🔥Miarahaba ny mpanjifa hajaina 🤗Tonga indray ireo coques & accessoires téléphone vaovao be sady ...
12/05/2026

🔥 ARRIVAGE VAOVAO TONGA 🔥
Miarahaba ny mpanjifa hajaina 🤗
Tonga indray ireo coques & accessoires téléphone vaovao be sady tsara kalitao 😍
✨ Modely maro
✨ Couleur maro be
✨ Fashion & protection miaraka
✨ Mety amin’ny Oppo / Redmi / Samsung / iPhone sy maro hafa
👉 Tonga aloha dia misafidy aloha 😉
📦 Stock voafetra
📲 Commande & infos : 034 76 797 75
📍 Zaka Phone & Accessoires
Aza tara fa lany haingana be 😍

📢 ARRIVAGE VAOVAO RAHAMPITSO TALATA 📦🔥Vaovao tsara ho anareo rehetra 😍Rahampitso Talata dia tonga indray ny 📱Téléphones ...
11/05/2026

📢 ARRIVAGE VAOVAO RAHAMPITSO TALATA 📦🔥
Vaovao tsara ho anareo rehetra 😍
Rahampitso Talata dia tonga indray ny 📱Téléphones & Accessoires vaovao!
✨ Stock vaovao
✨ Qualité tsara
✨ Prix mirary ho an’ny rehetra
Raha mitady : ✔️ Téléphone vaovao
✔️ Écouteurs / Chargeurs
✔️ Coque & Verre de protection
✔️ Accessoires maro samihafa
👉 Tongava manaraka ny page fa havoaka rahampitso ny sary sy ny prix rehetra.
📩 Afaka manao réservation dieny izao
📞 034 76 797 75 (WhatsApp / Appel)
⏰ Talata – aza tara fa voafetra ny stock!

11/05/2026

TONGA SOA AO AMIN’NY PAGE-NAY!
Salama tompoko 👋
Faly izahay manambara fa misokatra ofisialy ny page-nay 🎉
👉 Eto no ahitanao:
📱 Téléphones vaovao & occasion
🔌 Accessoires (chargeur, écouteur, coque, verre trempé…)
💯 Prix mirary
🚚 Livraison haingana
🤝 Garantie & confiance
🔥 Misy arrivage vaovao tsy ho ela!
Araho ny page ary aza adino ny manasa namana 👍
📩 Raha mila fanazavana dia mandefasa message fotsiny.

Address

Analakely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaka Telephone & Accessoires posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share