Savony Mampilatra

Savony Mampilatra Fanadiovana mahomby

31/08/2025
01/08/2025

Je fête mes 4 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

“Mampilatra no Namana”Raha mitady mamiratra sy madio,Mampilatra no safidy tsy miova io.Savony mitokana, feno hatsarany,M...
10/06/2025

“Mampilatra no Namana”

Raha mitady mamiratra sy madio,
Mampilatra no safidy tsy miova io.
Savony mitokana, feno hatsarany,
Manadio, manitra, tsy misy hafahafa intsony!

🧽✨ Trano madio, saina madio ✨🏡Rehefa madio ny manodidina, milamina sy madio koa ny ao an-tsaina.Miaraka amin’ny MAMPILAT...
10/06/2025

🧽✨ Trano madio, saina madio ✨🏡

Rehefa madio ny manodidina, milamina sy madio koa ny ao an-tsaina.
Miaraka amin’ny MAMPILATRA – Savon liquide multiusage, manadio mora, haingana, ary mahomby ianao!

🍏 Hanitra manitra “Pomme”
💧 Super dégraissant
💪 Plus concentré, Plus efficace
👕🍽️🚿🚗 Mahavita zavatra maro: lamba, vilia, lakozia, fiara, sns.

📌 Tsarovy: “Fahadiovana sy Famirapiratana” – MAMPILATRA no safidy

02/06/2025

Tandremo sao variana mitanisa....
🎯 Misy variant COVID miparitaka e! ....
🎯 Misy olana tamin'ny fanaovam-baksiny COVID e!....
🎯 Misy ny misalasala manontany: COVID sa Grippe e!

💥🔑 Aty daholo aloha ny maso dia vakio mafy ho henoin'ireo olona manodidina anao.

💝🙏 Averiko 'ndray fa "Ny fahasalamana dia fananantsika rehetra, aoka isika hifampitsinjo sy hifampahery."

TOROLALANA HO ANTSIKA.

✍️ Tsarovy fa torianan'ny fiparitahan'ny valanaretina COVID, dia mety hiseho ny soritr'aretina maharitra na Ilay antsoina hoe: "COVID long".

🔥 Misy amin'ireo olona nandalovan'ny covid no mety ahitana aretina vaovao, na koa fanamafisana aretina efa nitaiza sy nisy izay efa voafehy teo aloha.

🛟 Ny COVID sy ny Diabeta:

👎 Ny virus Miteraka ny COVID dia manafika ny selan'ny sarakaty mpamokatra insuline.

👎 Miteraka inflammation bé loatra sy maharitra ao amin’ny vatana ilay virus izay manakorontana ny fifehezana ny siramamy.

🔑🔑 Tandremo! Mety hiteraka olana amin'ny diabeta efa nisy izany ka hiteraka aretina sarotra fehezina. Na koa, hitarika toe-batana diabetika.

🛟🛟 Ny COVID sy fiakaran'ny tosi-drà maharitra (HTA).

👎 Ny virus COVID dia mifikitra amin'ilay récepteur ao amin'ireo sela mandrafitra ny taova izay mandrindra ny tosi-drà ka miteraka fihenjanan'ny lalan-dra sy manangona rano sy sira ao amin'ny vatana.

🔑🔑 Mety hitarika HTA izany na dia ho an'ireo mbola Tanora aza, na hanampy olana amin'ny HTA efa nisy ny fandalovan'ny virus covid ao amin'ny vatana.

🛟🛟🛟 Ny COVID sy Aretin'ny vanin-taolana (Rhumatisme / Arthrose)

👎 Rehefa avy niady tamin’ny virus ny hery fiarovana dia mety diso lalana ka manimba ireo taova sasany toy ny vanin-taolana. Io Ilay aretina antsoina hoe "maladie auto-immune". (Hoy isika hoe: toy ny mpamosavy malemy ka ny ao an-trano ihany no aripany!").

🔑🔑 Mety miteraka fanaintainana manerana ny vatana sy fivontosana maharitra amin'ireo vanin-taolana rehetra izany.

📌 HAFATRA VOALOHANY.

Tokony hahay hihaino ny vatany isika satria ny fahazotoana miaro tena sy fisorohana dia singa lehibe amin’ny fananana fahasalamana feno mitozo maharitra.

📌 TOROLALANA AZO RAISINA.

🙏 Miarova tena amin'ny fiparitahan'ny tsimokaretina amin'izao fotoana izao.
🙏 Manaova masque,
🙏 Manana tanana amin'ny savony sy rano,

🔑💯 Raha vantany vao tsy Salama dia manatona mpitsabo na mitsaboa tena MBA Hamafisina hatrany ny hery fiarovana voajanahary anananao.

❤️‍🩹❤️ Ireto Torohevitra momba ny Fomba Fiaina Fisorohana.

⛹️🏃🤾Fampiasam-batana sy fanatanjahan-tena mihetsika tsikelikely isan'andro.

🌽🍍🍋🍅🍉 Sakafo ara-pahasalamana, misy otrikaina (vitamina D, Zinc, Magnésium, Omega-3)

🛌🕘 Fitsaharana amin'ny Alina azahoana torimaso lalina tsara,
🙄😮‍💨 Fialana amin'ireo rarintsaina tafahoatra loatra.
👁️🔬🩺 Fanaraha-maso ara-pitsaboana matetika (tension, diabeta, lanja)

🛟💝 Aza adino ny fisorohana mahombydia ny fitondrana arotava ho fisorohana amin'ny fiparitahan’ny aretina.
Samia Salama r'iretoa a!

Dr. Manitra 😷 manao masque mandrakariva.

02/06/2025

SORATRA MASINA HO ANAO
📖 Isaia 40:31
“ Fa izay miandry an'i Jehovah dia mahazo hery vaovao.”

02/06/2025
02/06/2025

J'ai un message pour toi

Je veux te dire aujourd'hui que tu es capable de tout , que tu as du potentiel , que tu peux réaliser de grande chose , que tu peux être heureux(se )

Ne laisse personne te faire croire le contraire

Si tu doutes de toi, tu as tort , tu as déjà en toi toutes les ressources nécessaires pour être cette personne que tu veux , pour réaliser tout ce que tu désires et pour te créer une vie alignée ❤️

Je t'envoie beaucoup de belle énergie 😘

La fin de la promotion -72% sur SDA est demain. Si tu veux t'inscrire ou avoir plus de détails, envoie ‼️SDA‼️ en message privé

Bonne vendredi ☺️
MAMIRATRA IANAO 🌟

Address

Amborovy Mahajanga
Amborovy
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savony Mampilatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Savony Mampilatra:

Share